fanambadiana

1. mamzelkely ( 15/04/2005 09:04)
manaô daholo, ity mba misy resaka tiako atao amnareo: amnareo ve ny vehivavy tokony hanambady raha toa ka mis pression avy amn'ireo ray amandreny nefa mbola tsy manana ny ampy akory?
répondu par fijo le 04/05/2005 21:34
2. radriana ( 15/04/2005 10:33)
Amiko dia "non", satria ianao no hiaina ny fanambadianao fa tsy ny RAR, ka na manao pression aza izy raha toa ka mbola tsy vonona arabatana sy aratsaina ianao dia aleo aloha hilam.
Ilay hoe manana ny ampy ve azo adika hoe manana ny maha izy azy ? raha izay mantsy no tianao ho tenenina dia aleo manana ny maha izy azy vao miditra @ fanambadiana satria amizao fiainana izao efa tsy misy intsony loatra ny femme au foyer, manomboka be saina ny lehilahy ka mitady hanindry rehefa tonga ao.
3. booboo ( 15/04/2005 10:47)
tsia dé tsia beee mitsy! :{ :{
4. randjy ( 15/04/2005 11:38)
amiko ny fanambadiana dia otran'ny fandraisana fanampahankevitra rehetra ihany.
rehefa manapaka hevitra iray ianao dia tokony hieritrearitra hoe hatraiza ny fetrany @ho avinao
fa tsy ny olona no andray na hanapaka ny ho avinao
ary ny pression aleo hiandry eo
5. Dezy ( 15/04/2005 12:22)
ny fanambadiana tsy antery fa antsitra-po sady ny fitiavana tsy maniry eo ny eo fa tony vonikazo,koloina ,tondrahina isan'andro mba ho tsara fototra,fa ra atao be zezika (pression)deny voalohany de mahafaty azy zany
6. rurik ( 15/04/2005 12:37)
raha ny evitro aloha dia ny safidinao ihany izany tsy idiran'ny ray amandreny satria ianao no hiara miaina @io olona io fa tsy ny ray amandreninao akory e.
7. mamzelkely ( 15/04/2005 13:35)
misotra betska ry reto! ny tiako tenenina @ le manana ny ampy dia manana asa tsara. andraso fa hoeritreretina fa ny tena probleme dia efa lehibe ny rar ka mba t ahita ny zanany hanambady sady izahay efa +ou- miaramipetraka nefa neny tsy manaiky nefa zay mbola te anao essai alo vao miditra amzany fanambadiana izany. sa aôna????
8. ari.malala ( 15/04/2005 13:53)
Tena tsara raha manana asa aloha vao miditra @ resaka fanambadiana. Ny resaka hoe manao essai indray, raha ny hevitro manokana dia tsy dia tsara loatra io satria raha atao ary sanatria hoe tsy anjaranareo ny hitambatra dia hanao essai foana izany aloha? @ io resaka essai io manko ny fiainan'ny mpivady dia atao daolo, ka raha inty ary ka tonga ny zaza nefa ianareo tsy mbola vonona fa mbola à l'essai ;) dia ahoana? Asa aloha, fa ianareo ihany no mahita azy ao ê! Ny tena tsara dia rehefa tena vonona ny saina sy ny vatana vao miditra fa tsy tokony hisy pression; tsy tokony hisy contrainte avy any ivelany.

9. majakely ( 20/04/2005 12:29)
Zay mampety ny fiainanao akia hatao ah ! aza manaiky ny teriterena izany fa injy ihany sy ilay olontinao no hilanja ny vokany avy eo ; ary lazao ry zareo fa tsy toy izany intsony amin'izao fotoana izao !injy sy izy ihany no tokony hanana ny fanapahan-kevitra farany!
10. betty ( 20/04/2005 13:50)
mamzelkely > maka echantillons maromaro ve de anaovana essai tsirairay? :)
11. perlerare ( 24/04/2005 21:11)
ianao ihany no hitondra ny tokantranonao fa tsy ny ray amandreninao,noho izany mandiniha d ataovy zay mampety ny fiainanao,ianao ihany no tokony ho tompon tsafidy :D
12. yonikafopl ( 24/04/2005 22:15)
betty :roll: :)
13. betty ( 25/04/2005 05:33)
:lol:
14. mamzelkely ( 25/04/2005 13:46)
merci dôly ee!!! :wink:
15. sonwin ( 25/04/2005 14:20)
fa tsy dia mety ilay manao essai an! vita be amin'izany njy fa refa hoe hivady dia mitokana , refa hoe tsy mbola hivady de samy any aminy aloha, fa hen ....vita njy ry mamzelkely. Asa aloha e!
16. sonwin ( 26/04/2005 08:59)
ilay hoe essai io no mahatonga ny Ray aman-dReny hanao pression..logik be izany ho an'ny manana zanaka vavy, ho fitsinjovana ny zanany tsy ho solafaka (bikina sy miteraka tsy vita mariazy)
17. mamzelkely ( 26/04/2005 11:54)
mapatahotra ana enao zany ry sonwin!! :? enfin merci quand pour le conseil!!! :-*
18. sonwin ( 26/04/2005 13:35)
fa matahotra ahy ahona aza njy klé? :roll:
19. mamzelkely ( 26/04/2005 13:51)
le zvt teneninao no mampatahotra fa za tsy matahotra anao za ve efa hanambady virtoaly anao de hatahotra!!! :wink:
20. poupounesana ( 29/04/2005 07:35)
refa haka decision na momba inn na innka misy pression avy any @ olonkafa ankoatranao d tsia mety foana!indrindra moa fa hoe hanambady! ny oll manome sosokevitra sy miteny foana hoe zao atao fa refa ao ngah izy hanao inn eo rah sanatria misy ny olana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3273