fanambadiana
21. sonwin
(
01/05/2005 12:46)
poupounesana> ekeko io voalazanao io fa izao, jereo tsara ilay cas eto fa misy antony no mahatonga ilay pression fa tsy nataotao foana...jereo tsara an, + ou - miara-mipetraka ry zareo, dia mipetraha ianao eo amin'ny toeran'ny RR n'ilay sipa, ahona no ataonao> ny zanakao vavy mitoka-trano miaraka amina kofa tsy misy inon'inona!ny sipa nge ka toy ny vazy tanimanga e!ny kofa kapaina tsy hita fery, iza no simba raha tsy raikitra tampoka ny mariazy après essai?ny henatr'olona etsy andaniny, ary raha nitoko ihany koa?...normal be woa io pression io.
22. pitchou
(
01/05/2005 16:30)
sonwin> izaho kosa aloha d tsy manaiky mihitsy ny hanaovana pression izany @ resaka fanambadiana e! raha mikatsaka izay mahasoa ny zanany ny RAD d tsy hanao an'izany mihitsy! nefa eo foana izy raha misy manjo ny zanany! amiko tsy henatra ny fanambadiana tsy raikitra! hoy enao hoe raha misy ny zaza? @zao fotoana izao azo atao ny tsy hisian'ny zaza! nefa raha misy ihany, tena olana ve izany? kapain-tsy hita fery hoe nareo lehilahy? d ahoana moa izany ny fiheveranao ny fijerin'ny olona anao hoe nanary anaka?
mifampizaha toetra aza mbola misy ny misaraka ko maika fa hi-ploonzzz an-jambany?
mifampizaha toetra aza mbola misy ny misaraka ko maika fa hi-ploonzzz an-jambany?