Heno fa tsy hita

1. mandrindra ( 12/04/2005 10:34)
Misy ady hevitra ary ambadika ry namakiako an'io dia nahatsiaro tanatara iray aho.
Nisy vehivavy nanatrika fitsarana satria mpivafolobodirindrina amina mpivady miady lava.
Ny mpitsara : "Dia tanatarao ary hoe ramatoa ny zavatra fantatrao amin'ity rangahy mamono vady"
Dia nanao ny fanazavany ravehivavy. Rehefa vita ny fitenenany dia nanontany ilay mpitsara : "Fa ireo izay nolazainao ireo anie henonao raha azoko tsara fa tsy hitanao akory e".
"Ie izany mihitsy, ny rindrina moa manifinify ihany dia henoko tsara daholo izay lazaindry zareo ao ambadika ao" hoy Ravehivavy.
Ny mpitsara : "koa raha izany dia tsy azo raisina ny teninao satria temoin occulaire no tadiavina eto amin'ny tribonaly. Manoloana ny fitsarana mantsy ny heno no manandanja fa tsy ny hita maso"
Hay ve e hoy ilay vehivavy, tsisy dikany izany ny fotoana lany nadehanako taty, iny ary ny anareo hoy izy sady andefa rivotra mirefotra be rakala.
Taitra ny mpitsara no sady nanao hoe tsy mahalala fomba sady manompa mpitsara an, ho tazoniko ianao.
Dia namaly rakala, fa angaha hitanao izy teo no ho torinao aho hoe nanompa anao.
répondu par Mifenty le 14/04/2005 08:21
2. mishou ( 12/04/2005 12:34)
hi hi hi hi, marani-tsaina koa i lay vavolombelona nahita an'izay hevitra zay avy hatrany alohan'ny handaozana ny fitsarana!!!!!! :-D :-D :-D :-D :-D
3. milagroivo ( 12/04/2005 15:34)
Ataoko @ teny frantsay ity fa tsy mampimehy raha à teny gasy
Quelle est la différance entre amis, amies, et la famille ?

réponse : Un ami c'est un homme et une amie c'est une femme !

Question : et la famille alors ?

réponse : ça va bien merci
4. welie ( 13/04/2005 15:36)
Misenn kou ilay blagy voalou io.... :-D :-D
ilay blagy faharoa... bof... jeux de mots fa tsy dé mapmé ahy loatra... hihihi... aleo zà hitsiky foutsn ary e! :-)
5. dadabe ( 14/04/2005 07:41)
le voalohany mampme fa le faharoa jeux des mots hihih welie :D
welie andao indray lesy ho atsy ambadika atsy a
6. Mifenty ( 14/04/2005 08:21)
le volou kosa dia tene resak'etotra kle

le faharoa indray mbô mlay kle, sady madio tsara.


donc welie et dadabe sont accrocs au resak'etotra hihihih
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.141