mbô te hitovy kapa..

1. iartistika ( 04/04/2005 17:37)
Tao @ dokotera ity tovolahy iray fa nanana olana teo am fahasalamany:hoy izy:tsy izany mantsy dokotera fa ze zavatra hoaniko hoatra tsaramaso,de tsaramaso ihany no mivoaka refa mikapa,raha mba mihinana karôty de karôty velona be zao no mivoaka rehefa mikapa ka mba te hitovy kapa amin'ny olon-drehetra aho dokotera!
dokotera:tsotra zany mihinana kapa de mitovy am ne ny olona rehetra..
répondu par dadabe le 10/04/2005 16:17
2. maditra ( 04/04/2005 18:00)
tsssss> dokotera mampihinan- t.. izany tena kozy! :-D aza tratran'izany ihany ry iartistika! :P
3. Veloo ( 04/04/2005 18:09)
=)) =))
4. salohy ( 05/04/2005 09:26)
aza mba mampiresaka eo fa aiza koa no hisy dokotera hampihinana maloto zany e! fa raha te mba hitovy kapa @ olona de tsy aleo marina mihinana kapa e! aza tezitra enao fa somaga ny ahy e! :twisted:
5. xxx ( 05/04/2005 09:33)
:roll: 8O :evil: ;-)
6. dadabe ( 05/04/2005 10:20)
iartistika>inona indray letia ity a? ttssss elah ty lesss tssss ca fait le radoko anie izany mampihina-t....olona e
7. mishou ( 05/04/2005 11:39)
taraiky be aho fa noheveriko fa kapa scoubidou ilay nasaina nohaniny hay moa kay ilay kapa kapa an!
Fa tsy mi-fonctionne intsony koa ny moteur ndry zalahy izany sad banga ridana angamba fa de tena karaoty mivaingana ve no havoaka lety e. :-P :-P :-P :-P
8. haingo23 ( 05/04/2005 12:26)
Toa ho voa mafy ranamana io izany satria tsy maintsy hihinana ny kapan'ny oll tsi11 satria samy hafa izany arakaraky ny oll
9. xxx ( 05/04/2005 15:18)
Beurk!!! Che vraimt dégolache!!! Mitovy @mishou teo kou ny eritreritro teo f'lazaiko fa ksoubidou koa lé izy.
10. sonwin ( 05/04/2005 16:10)
tsisy kapa mitovy izany..samy manana ny azy io
11. welie ( 05/04/2005 18:38)
lol..... :-D

Za zao kapa kiranil no anovako ato marina! Hihihi....

Ary kapa ranony io sa kapa vetiny alou e! :lol:
12. majakely ( 05/04/2005 19:41)
Welie ??? :lol:
13. iartistika ( 06/04/2005 08:01)
vetiny..
14. mandrindra ( 06/04/2005 08:50)
Ity misy resaka ahitan'io rangahy io sakafo.
Niresaka hono ny croissant sy ny pain au chocolat.
Dia nanontany ny pain au chocolat hoe fa maninona ianao no mibilaka ohatran'io. Dia namaly ny croissant hoe aza mifanakiana fa izaho tsy nanontany anao hoe maninona no misy tay ny vodinao. :D
Mazotoa homana.
15. sonwin ( 06/04/2005 11:36)
fa aiza ho aiza eo amin'ny pan chocolat no misy ny vodiny? amiko mantsy raha vao zavatra misy vody dia misy loha...ka misy lohany anga ny pain au chocolat?
16. corrads2000 ( 06/04/2005 12:31)
izay misy kapa no misy ny vodiny ry sonwin a
17. mishou ( 06/04/2005 13:16)
ka ny pain au chocolat ange misy chocolat hatrany ambony ka hatrany ambany e, izany hoe tena feno kapa daholo izany y vavany ka hatrany @ 8mbenany raha azoko tsara.
18. mandrindra ( 06/04/2005 13:48)
=D mishou ny any ambony no mivoaka any ambany
19. mishou ( 06/04/2005 20:34)
mandrindra> fa tsy hoe akory kapa daholo ny tube digestif n'ilay pain au chocolat dia midéborde any ambony fa tsy maharaka insony ny fantsona any ambany?
Ovay amin'izay ry reto zany resaka kapa izany fa maharikorko an, matin'i hery eo daholo isika mianakavy ny farany. Izaho aloha mifona manokana @ hery fa ts izaho no nanomboka e, sady tsy hanao intsony tompoko :-o :-o :-o :-o
20. mandrindra ( 07/04/2005 08:10)
mishou, tsy hanao inona intsony? tsy hikapa intsony ve? :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6984