mbô te hitovy kapa..

21. iartistika ( 07/04/2005 08:31)
ie! mitohana eo fa ataovy moa eh! de lasa pain au sôkôla :-D
22. welie ( 07/04/2005 12:15)
hahahahhaah...... mahita nareo ka! :-D

hery mou tsy mibedy ooooo?! :lol:
23. iartistika ( 07/04/2005 16:29)
fa misy inona eh!? vao miha enao bedy fa mahamahana eo?!resaka pain au sôkôla ve de maha bedy??
24. sonwin ( 07/04/2005 17:43)
ny pain au chocolat izany ilay hoe nandoa kapa e
25. mishou ( 07/04/2005 20:43)
mandrindra> mbola hikapa ihany aho ka, fa hanao ohatran'i welie, izy rahateo prof ko
kiranil fa ilay vita sinoa no hanaovako ka :^) :^) :^) :^) :^)
26. xxx ( 08/04/2005 17:21)
mishou be kapa :-D
27. iartistika ( 08/04/2005 17:23)
:-D :-D :-D :-D
28. dadabe ( 10/04/2005 16:17)
hhhmmm ialako laisany fa manao resaka Ta......... le beuuurk!sady amizay ny lokony lazain'ilaisany fa volotany fa tsy mba mavomavo ca fait le topony izany marary fa tsy salama beuuuurk tena resa-diky ity le
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.007