anjanamasina (mifangaro teny faran'ny tsy hay kely)

1. mishou ( 24/03/2005 13:38)
Niainga hono ity vehivay psychiatre iray hitsapa hoe efa nihahendry sa tsia ireto adalany ireto.
Dia nampidirina ilay voalohany.
Inona ity(nanao sari faribolana izy)
-Un chat madame
* fa ahoana
-parce que le chat ronronne (rond partout io izany e)
novain'i kala indray ilay sary dia nanontany indray izy inona ity (nanao sary efajoro izy (carré))
- c'est un canard madame
* fa ahaoana
- parce qu'il y a des coins partout et ce sont les canard qui font coin coin coin
tezitra hono ilay psychiatre dia novahany ny bokotr'akanjony dia nampisehony ny nonony ngedabe soaman-tsara dia nanontany izy hoe
* et ça alors
- ce sont des essui-glaces
* pourkoi
-ka rehefa mihazakazaka ts'inona i madama dia ohatran'ilay an'i camion ireny ny fironjony manao essui-glace, miankavia miankavanana.

Nivonto ny fon'ilay madame dia lasa nivoaka fa ianao angamba tsy izany o

répondu par sonwin le 24/03/2005 16:25
2. sonwin ( 24/03/2005 16:25)
mishou an :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3126