fanabeazana aizana
1. booboo
(
01/03/2005 22:49)
Alefaso aby hoe ny hevitry ny tsi-1-1 manoloana ny fampiasana méthodes ( tsy methode lé namana ato a hihihihihi) contraceptives. Tsy araka ny noeritreretiko fa tena mbola maro kay ny réticentes beeeeeeeee mitsy vao resaka io raha io.
répondu par fijo le 16/03/2005 23:38
2. moi
(
02/03/2005 04:44)
Rehefa méthode tsy manala zaza dia heveriko fa mety, izany hoe sakanana mihitsy ny fihaonan'ny tsirinaina roa. Fa tsy mety ireny methode manao izay tsy mahatafapetraka ilay zaza ao anaty tranonjaza ireny. Misy mantsy efa miforona mihitsy ilay zaza, dia miditra an-tsehatra ny fanafody tsy hipetrahany ao (méthode abortive angaha no filaza azy izay).
3. watafon
(
02/03/2005 07:54)
booboo :ie marina ny anao ; efa mihabetsaka ihany ny mampiasa eto amintsika fa maro no mbola mihaotra ; raha amiko manokana aloha d ny methode naturelle ihany no tsara e! izany hoe ny fanisana andro ihany e! fa rehefa tsy tana d mampiasa fimailo e!
4. Iriniaina
(
02/03/2005 08:13)
watafon > fanga ilay izy misy fiantraikany ? za aloha mihinana pillule e.
5. booboo
(
02/03/2005 09:50)
lé fanisana andro tô terrible kouh ! indrindra ho an'ny manana cycle irrégulier.
6. mirana
(
02/03/2005 11:51)
ny ahy aloha aleoko ilay manisa andro,za tsy tia mampiasa pilule.dia raha sendra miahihay aho d mihinana anlé pilule du lendemain
7. booboo
(
02/03/2005 12:43)
Zà tsy mahatoky io manisa andro sy maka température io kouh :{ :{ . Hitako hoe zay no fomba atao raha te-ho bevohoka aza hihihihihi :°)
8. xxx
(
02/03/2005 16:27)
ny pillule hono efa tsy misy hatahorana hoy ny manampahaizana fa tsy ohatran'ny taloha, nefa toa mankarary andoha, na vavony sns izy ireny sady misy tsy mahazaka ny tsy fanaovana firaisana no tena mety ilay mikaonty andro indray mety fa mila mahay mikaonty azy tsara fa misy diso fikaonty dia lazaina fa tsy mety ny fanisana andro. Mila regulier tokoa aloha e 8-) misy fimailo ho an'ny vehivavy tokoa anie ry reto e fa toa tsy esthetique no manapaka feeling be. Misy ireny spermicide koa, pommade hono na ohatran'ny eponge atsofoka any hanapenana ny ouvertureny vagin
Maman
Maman
9. watafon
(
03/03/2005 06:56)
Iriniaina : araka ny traikefa sy ireo zay mba efa itako zany ity hambarako ity an : rehefa mety ho fanafody zany d misy effets indesirables daholo e! ny pillule an'isan'izany ! raha vao misy zavatra hafahafa henonao @ vatanao na marary an-doha matetika d manantona DR fa possible we tsy mety @ vatanao le pillule !
booboo : marina alo fa sarotra b le manisa andro raha irregulier le cycle e! d mapiasa fimailo e!
booboo : marina alo fa sarotra b le manisa andro raha irregulier le cycle e! d mapiasa fimailo e!
10. jhouhlambout
(
03/03/2005 07:07)
Ka raha irregulier lé cycle dia tsotra fotsiny, asiana écarts de 5 jours satria ny ovule velona 3 jours ary ny spermatozoïdes 2 jours ao @ vatana... c'est tout!
11. watafon
(
03/03/2005 08:15)
jhoul : ary raha niverina normal tampoka le izy d ahoana? ka zay ange le maha-irregulier azy e! d mitaiza zany sa?
12. Iriniaina
(
03/03/2005 08:22)
watafon> za aloha tsy mbola maninona hatraminizao , tsy marary andoha lava tsy hafahafa ny vatako fa dia misaotra e!
14. booboo
(
03/03/2005 10:54)
jhouhl>hihihihi moramora bé lé hoe " c'est tout " an'ingahy. Sady na haka écart 5 jrs aza mbola sarotra ihany satria vao tezitra ianao na misy choc émotionnel ohatra dé efa mikorontana sahady ny hormones.
15. jhouhlambout
(
03/03/2005 12:09)
watafon & booboo> An-3! tena efficace tanteraka io ka, ataovy ny experience ka raha mi-echoer dia zà no miantoka ny frais rehetra hm?
19. Lallah
(
05/03/2005 03:57)
Les sexes s'appellent : appareils génitaux mais non pas appareils de plaisir.
La relation sexuelle est l'aboutissement de l'amour mais non ni but ni objectif de l'amour.
========
Ka raha vehivavy tahaka antsika ihany dia tsy tokony hiezaka hilomano ao anatin'io. Tsy aleo ve ry reto miaina ao anatin'ny filaminana toy izay hampiasa saina amin'izao methodes rehetra izao. Ny lehilahy anie vitsy no tendre sy hoe tena tia fa ny manala ny tena mavesatra ao aminy no tena mahamay azy e ?
Sa ahoana hoy ianareo ? hoy ilay namako izay hoe :

C'est qu'on estime plus au monde, c'est l'honnêteté et le savoir.
20. dadabe
(
05/03/2005 08:32)
TEna mandalina anie i Lallah ity rey olona e.
Efa hitako io citaion nataonao cadre io.
Taiza re e ...
Ie izay vao tadidiko e ...
Enga anie ka tsy handalo ny mpiasan'ny voirie. Sady ny mahagaga dia feno teny frantsay hay any ambadika any fa ilay lohehevitra nahafinaritra dia noraofin'ilay mpiasan'ny voirie voakarama paiso manta sa pôma manta.
Sa ahona ry jioulahimboutou. Mahita pseudo milay koa zany raha olona anh .... :roll: