fanabeazana aizana
21. booboo
(
05/03/2005 09:52)
Lallah>tsy mampiasa saina no atao fa miady hevitra zao. Ka ho an'izay manana relation sexuelle, izay tsy ho voatery ho nymphos na obsedé(e)s sexuels aby akory no manao an'izany, dia izay no niaingan'ity raha momba ny fanabeazana aizana ity, ifampizarana trai-kefa mahasoa. Ho ! :x :x :x
23. poupounesana
(
05/03/2005 13:54)
dadbe koa mitady tsy hahzaka demokrasia!
ovule zany koa hono ry reto toa mety ah! saingy ny olana aminy d mila miandry atsakadiny aloha handaitra le izy vao afaka manomboka ny lanonana!
tsy mampatahotra izay mampiasa pilula aho han fa ny pilule hono tys d tsara hoan'ny vh mbola tsy niteraka! d normal b anie le tenenin'ny dootera hoe refa hiterka d ajanona enimbolana mialoha ny pilila kanefa mety tsy ampy zay enimbolana zay ndray2 fa mety misy ambony ao! so sampona eo zazah han

24. kinaoly
(
05/03/2005 15:53)
le température sy manisa anjo klou asa be ee, sady ngeza be ny marge d'erreur na régulier na tsia ny cycle anle ol. le kapôtimbhv kou nge efa misy eee
lallah : de aona raha oatsa ka mi-aboutir isan'anjo le amour de misy firaisana fona =)) tsy aleo ve mampiasa fanabeazana aizana fona ee, ny ol efa nanokantena aminy abstinence sexuelle aza mbola misy vôtarika kanou :roll:

25. hery
(
05/03/2005 16:08)
kinaoly> misy tena regulier tena mahafinaritra mihitsy kah :-p
tsy misy afatsy ny voa-janahary aloha e. Dia ny fitandremana... tsy voatery hoe iny iray iny ihany no lanonana be :-)
tsy misy afatsy ny voa-janahary aloha e. Dia ny fitandremana... tsy voatery hoe iny iray iny ihany no lanonana be :-)
27. Dezy
(
07/03/2005 13:38)
ny fanafodiny ngamba de tsy mihinana pillule,tsy manisa andro,tsy manao fimailo" de tsy mikitika oul" :-P :-P =)) :-$
29. Dezy
(
08/03/2005 10:14)
betty> nga ikotokely mba mety maty zany?? mia lehibe aza izy refa ela ny ela kou :-P :-P
31. kinaoly
(
08/03/2005 14:43)
abstinance abstinance kan tu nous tiens =))
désir désir k ferons nous de toi :twisted:
désir désir k ferons nous de toi :twisted:
32. maryseraberson
(
08/03/2005 21:40)
watafon:
Iriniaina : araka ny traikefa sy ireo zay mba efa itako zany ity hambarako ity an : rehefa mety ho fanafody zany d misy effets indesirables daholo e! ny pillule an'isan'izany ! raha vao misy zavatra hafahafa henonao @ vatanao na marary an-doha matetika d manantona DR fa possible we tsy mety @ vatanao le pillule !
booboo : marina alo fa sarotra b le manisa andro raha irregulier le cycle e! d mapiasa fimailo e!
Fa inn ka ilay hoe fimailo e! mba afaka azavanao ana ve le izy e! To mbola tsy henoko indray izany koa...
35. fijo
(
09/03/2005 22:08)
ary raha manao taha ahy e.mijanona ho V,hi hi hi sosotra indray izao i poupou
38. kinaoly
(
10/03/2005 12:54)
betty> loll, le "toi" k'on devra enterrer si abstinance se fait pressant =))