Ny ho avin'i Madagasikara

1. masinaB ( 21/02/2005 04:35)
i pasitera aloha dia samy mahafantatra isika fa samihafa ny tondron'ny vavany sy ny zavatra ataony. Tsy asiako komantera ny amin'iny.

Raha mandinika ny tantara anefa aho dia toa mahalasa saina ihany ilay resany tamin'ny herintaona toy izao. Maninona ny fiangonana no tsy andrenesan-peo amin'izao haizina diavin'ny firenena izao? Inona ny heviny manoloana an'ireny joro amin'ny lanonana ofisialy samihafa ireny? Aiza ireo mpamoaka devoly fahiny no tsy ahitan-teny mikasika an'ireny sy ny fady isan-karazany? Ahoana ny amin'ity fahantrana sy asan-jiolahy mamono olona mirongatra be ity?

Enga anie ka ho avotra sahala amin'ny tananan'i Ninive i Madagasikara raha toa ka....

Tsy hiteny aho hoe marina na diso fa mahalasa saina fotsiny rehefa atao recoupement ny tantara

http://www.talkaboutculture.com/group/soc.culture.malagasy/messages/9861.html


répondu par fijo le 08/03/2005 22:12
2. hery ( 21/02/2005 07:11)
Mifandray ihany ve izany resak'i masinaB izany?

Ary maninona raha avadika ilay izy hoe aiza i masinaB amin'izao zavatra mitranga ao amin'ny firenena izao? Inona no mba andraisan'i masinaB anjara? Teneno eto mba hianaranay raha fararano :-) fa aza mifanipy andraikitra fotsiny.
3. intelligenzia ( 21/02/2005 07:19)

ny andraikitra mihitsy kosa no mivangongo eo am-pelatanan'olom-bitsy e.

ny ahy manokana izao ny andraikitro dia mivavaka sy mananatra ny mpitondra, ary mampahafantatra ny vahiny ny tena zava-misy ankehitriny. :-$
4. cutie ( 21/02/2005 13:47)
filiere political science anga intelligenzia zany??lol
5. pitchou ( 21/02/2005 18:33)
masinaB> zà alou d aleoko ny ataoko ihany no ataoko, d ataoko ze hampiroborobo azy (ao antin'ny fahamarinana an!) fa harary an-doha @ ze blablabla n'ny olona rehetra izao!
6. fijo ( 21/02/2005 22:18)
samia manao izay hafany aloha e.le olana any any e ry akama dia izao e.isika maika foana hanala izay mitondra eo.fa isika tsy mihezaka ny hiova amin'ilay fomba fanao taloha.io anie na olona mahay toa inona aza atao eo rehefa ny vahoaka no tsy miova tsy misy zavatra miova eo e.
7. cutie ( 21/02/2005 22:20)
bravo fijo :-* :-* :-* :-*
8. intelligenzia ( 21/02/2005 22:24)
fijo:

fa isika tsy mihezaka ny hiova amin'ilay fomba fanao taloha.
ary ry zalahy mpitondra mba ahoana? matoa anie ny aty ambany manao ny ataony dia misy olona tarafiny ao ambony ao e. Teo Ihany Miverina
tokony soloina tanteraka mihitsy ny classe politique gasy dia miova ho azy io fomba fisainana io


9. intelligenzia ( 21/02/2005 22:24)
fijo:

fa isika tsy mihezaka ny hiova amin'ilay fomba fanao taloha.
ary ry zalahy mpitondra mba ahoana? matoa anie ny aty ambany manao ny ataony dia misy olona tarafiny ao ambony ao e. Teo Ihany Miverina
tokony soloina tanteraka mihitsy ny classe politique gasy dia miova ho azy io fomba fisainana io


10. cutie ( 21/02/2005 22:36)
ovaina ny classe politika hoy z;ziy i intelligenzia
Ka isika rehetra anie no afaka manova an'izy io e fa tsy voatery we ankinina @ ry zalahy mpitondra akory . :)
11. intelligenzia ( 21/02/2005 22:40)
ka ry zalahy mpitondra sy ireo mpanohitra ireo mihitsy no manimba ny tany fa marina ny teninao hoe isika rehetra no manova an'izy io :wink:
12. cutie ( 21/02/2005 23:03)
hoy i intelligenzia:
ka ry zalahy mpitondra sy ireo mpanohitra ireo mihitsy no manimba ny tany

de manin aza i intelligenzia tsy mandeha manao conseiller an-dry zareo mpitondra e . lollllllllllllllll
13. intelligenzia ( 21/02/2005 23:15)
cutie> tsy ny mpitondra ihany fa ny mpanohitra koa. Saingy mandreraka be le miresaka amin'ny jamba sy maona marenina ry cutie an! lol.
14. intelligenzia ( 21/02/2005 23:16)
cutie> tsy ny mpitondra ihany fa ny mpanohitra koa. Saingy mandreraka be le miresaka amin'ny jamba sy maona marenina ry cutie an! lol.
15. cutie ( 21/02/2005 23:18)
manaova conseiller an'izy roa zany.
16. intelligenzia ( 21/02/2005 23:21)
:-D :-D :-D ko raha tsy inona ko hisabaka hisamaka eo ty fe :-D . Aleo soloina ny classe politique de manao conseiller an'i cutie :wink:
17. cutie ( 21/02/2005 23:23)
lol :-*
mba multiple task eo alou i intelligenzia e . lol
18. pitchou ( 22/02/2005 19:12)
ka soloy ary re ry intellizenss ny classe politique fa io fôna v no mahaory anao eo!!! aiza no misy azy teo? teneno fotsiny ry zalahy hoe limogés daholo! d manaova nomination vaovao!
19. kally ( 22/02/2005 20:30)
Raha nanana 1mn hihaonana t@ mpitondra aloha aho dia hoy aho hoe:fenoy ny paosinareo fa toa izay no tena tanjonareo saingy vokio ny vahoaka,aza ampijaliana izy dia afaka mameno paosy amim-pilaminana ianareo.
Sa hevitr'adala na hevitra adala ve izany?
20. fijo ( 22/02/2005 21:54)
bizor aloha i kaly e.ela be tsy hita,efa naika hanaovana antso tany amin'ny fraisana .
ke le kilasy politika anie ry namana ka ny ankizy vao misondrotra no manova azy e.io izao i ravalo ,vaovao io,ary misy ezaka efa nataony na dia maro koa aza ny lesoka azo lazaina,fa le olona mihintsy no mbola tena tsy miala amin'ilay fomba fahiny e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2851