Ny ho avin'i Madagasikara

21. intelligenzia ( 22/02/2005 22:10)
ra8 vaovao fa ny fisainany tranainy e. ny manodidina azy koa dinaozaoro. ra mandinika aho dia tena tsy nisy ezaka nataony izany fa "de mauvaise foi" lery.

ny olona tokony miala @ fomba fahiny?
1) Ekeko tanteraka fa atombohy hatrany ambony dia manaraka ho azy ny aty ambany.
2) Fomba fahiny tokony hialana koa ilay hoe "tano ny azo fa sarotra ny mila". Amiko rehefa tsy mamokatra dia esorina toy ny chefs de regions koa ny mpitondra.
3)N'iza n'iza ny eo dia miongotra foana rehefa tsy manjary fa tsy araraotina ny fahalemen'ny vahoaka. Io fahalemena io koa fomba tokony ialana fa io no mampanjakazaka ny jiolahy
22. cutie ( 23/02/2005 01:27)
Ka aiza ary no ahitana oul vao2 e. Ry zareo ao ambony ao ihany no ao. Zany anie le lazaiko e, mba midira i intelligenzia manao conseiller e. lollllllllllllll
23. intelligenzia ( 23/02/2005 01:33)
17M ny isan'ny Gasy ka tsy ahita olona kosa ve le! i Cutie izao ohatra mbola vaovao be azo conseillerna tsara. :lol:
24. cutie ( 23/02/2005 01:36)
ka i intelligenzia no anjasana kou. lolllllllllllllllll
25. fijo ( 23/02/2005 21:56)
dia tonga eo dia haninona koa.avealo hiasa aloa ze eo dia aza mifidy azy intsony amin'ny manaraka raha toa ka tsy mahavoa izy
26. intelligenzia ( 23/02/2005 22:25)
lasa mpisolo vava an'i manandafy ndray fijo :)
27. fijo ( 23/02/2005 23:03)
ka izay anie ny fomba demokratika azo hanehoana aminy fa tsy mamely intsony izy e
28. pitchou ( 25/02/2005 18:26)
aleo ndray ary le raika lahy taloha manana traikefa be eo @ toerana prezidà no averina eo e! @zay siora izy fa tsy miambakavaka!
tsy hita ihany manko ity ny tsy tia tsy sahy miditra moa ny te-hiverina sakanana ity!
29. intelligenzia ( 25/02/2005 23:45)
AREMA & TIM = ARETIMANDOZA
30. pitchou ( 27/02/2005 11:07)
ka tsy hita ihany ze tian'i intellizensss! ze rehetra mipoitra ahitana lazaina daholo! efa we mirotsaha d vita!
31. fijo ( 28/02/2005 22:30)
izay tokoa .midira eo fa mety hiova tampoka mada e
32. cutie ( 28/02/2005 22:40)
mila manao conseiller wa izy fa tsy ho mpitondra zany. :-D
33. fijo ( 01/03/2005 21:20)
kay le de ho ao ambadika fona izany lery.
34. pitchou ( 06/03/2005 18:27)
cutie> ka ra conseiller nge d hikoraba lery refa tsy manaraka ze teniny ze eo e! aleo izy mirotsaka d mampihatra ze lazain'ny conseiller d miova mada d mitady resaka hafa njay e!
35. cutie ( 06/03/2005 23:54)
hihihihihihi pitchou
Zany hono ry intelligenzia a
36. fijo ( 08/03/2005 22:12)
mirotsaha letsy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4704