International News
1. intelligenzia
(
15/02/2005 22:37)
raha ilaina ny hitabataban'ny intelligenzia amin'ny gazety iraisam-pirenena (amin'ny fiteny frantsay sy anglisy ary espanola sy alema), mikasika ny zava-misy eto Madagasikara dia azony atao izany
mba mila beazina ahafantatra ny eto an-toerana koa mantsy ny vahiny mialohan'ny hitsangatsanganany aty. ary mila beazina hamaky sy hihaino ny feom-bahoaka koa ny mpitondra antsika tsy hanao didin'ny be sandry.

répondu par intelligenzia le 18/02/2005 08:06
3. cheboman
(
18/02/2005 08:01)
ise koa dia mila beazina foana:
hevitra tsy misy mpamaly = tsy mahaliana ny Namana

4. intelligenzia
(
18/02/2005 08:06)
ny vahiny sy ny mpitondra no beazine amin'io fa tsy ny namana.
efa nampandrenesina izy izay fa sao avy eo vao hitaraina indray hoe lobbying ao amin'ny commonwealth eee, lobbying ao amin'ny fitsarana eee
basy atifi-kavana io e