Googlé an :-)
1. hery
(
09/02/2005 07:53)
Etsy kely angé e! :-)
Nareo ve mba efa nitady ny pseudo-nareo tamin'ny Google? Raha ohatra ka teny tsy dia be mpampiasa ny pseudo-nareo (ohatra hoe ikaretsaka na fanja1) ka tadiavinareo amin'ny Google dia hitanareo. Raha teny efa malaza moa dia tsy ho hitanareo raha tsy any amin'ny pejy 1.000.000 :-)
Zany zany le atao hoe Googlés daholo sika :-)

répondu par fijo le 14/02/2005 23:09
6. Riffeur
(
09/02/2005 09:56)
tratra dol ny site naleha nanaovana forum, na ny famaliana livre d'or aza, lol Dia aza mitsikilo ahy fa ho very ao nareo:-p
12. ikaretsaka
(
10/02/2005 00:31)
ary tsy azo atao nga raha ny hafatra no googlevana de .... hita ao aby ny sekret sekret?