Googlé an :-)

1. hery ( 09/02/2005 07:53)
Etsy kely angé e! :-)
Nareo ve mba efa nitady ny pseudo-nareo tamin'ny Google? Raha ohatra ka teny tsy dia be mpampiasa ny pseudo-nareo (ohatra hoe ikaretsaka na fanja1) ka tadiavinareo amin'ny Google dia hitanareo. Raha teny efa malaza moa dia tsy ho hitanareo raha tsy any amin'ny pejy 1.000.000 :-)
Zany zany le atao hoe Googlés daholo sika :-)
novalian'i fijo ny 14/02/2005 23:09
2. chipie1 ( 09/02/2005 08:47)
za nahita :-P
3. mumu ( 09/02/2005 09:07)
be lôtsa ilay mumu 8O
4. hery ( 09/02/2005 09:28)
mumu> tadiavo hoe "iza mumu" :-)
5. mumu ( 09/02/2005 09:45)
hery merci :-*
io mba 2 pages fotsiny! mampimé be mamaky azy!
6. Riffeur ( 09/02/2005 09:56)
tratra dol ny site naleha nanaovana forum, na ny famaliana livre d'or aza, lol Dia aza mitsikilo ahy fa ho very ao nareo:-p
7. mumu ( 09/02/2005 10:17)
nde za hitsikilo kalou :D
8. majakely ( 09/02/2005 13:08)
ye tene marina le izy :P
9. sipagasy ( 09/02/2005 17:19)
kay tena maro be ilay sipagasy kouuu hihihi very aho !!!!! :wink:
10. hery ( 09/02/2005 18:24)
sipagasy> sipagasy serasera tadiavina dia ho hitanao :-)
11. fijo ( 09/02/2005 21:02)
kay feno koa le fijo le.za mba nihevitra hoe tokana
12. ikaretsaka ( 10/02/2005 00:31)
ary tsy azo atao nga raha ny hafatra no googlevana de .... hita ao aby ny sekret sekret?
13. fijo ( 10/02/2005 05:47)
FBI an.tandremo tandremo.
14. booboo ( 10/02/2005 11:08)
ié :-w
15. fijo ( 10/02/2005 22:37)
takony takony fa miala any
16. ikaretsaka ( 11/02/2005 02:37)
ho hita ihany n nafenina raha izany..
ireo tsy honety reo
17. booboo ( 11/02/2005 13:04)
:-D
18. Nananie ( 11/02/2005 16:24)
'zany hono! :-D
19. Ramaso ( 12/02/2005 06:30)
@ zay ko nge ita tsara daoly ny nafen e
20. poupounesana ( 12/02/2005 11:59)
nena toa tsisy rah tsy ao @ serasera ihany!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1608