1. xxx ( 04/02/2005 10:48)
iza kay zany mpihira atao " simon Randria " zany :-D :-D
répondu par iartistika le 15/02/2005 18:57
2. Iriniaina ( 04/02/2005 11:15)
3. mihanta ( 04/02/2005 13:23)
fa maninn le simon randria
4. ikaretsaka ( 04/02/2005 13:33)
mpihira tany @ anee 70 tany zany... fa ahoana?
5. mumu ( 04/02/2005 15:16)
tsy mbola henoko zany mpihira zany
6. lanto ( 04/02/2005 16:52)
misy hirany ao am RVG de misy tononkirany ao am Tononkira :)
7. chipie1 ( 04/02/2005 20:52)
mumu > za kou akia tsy mahalala azy :?:
8. McFy ( 07/02/2005 23:57)
xxx> dia fidio ny hirany ao @ RVG fa misy ao ary mazotoa mankafy e!

mumu> ts hainao v ny hiran'i Simon Randria? misy iray le hoe Nirina ô , ianao no fianinako eto an-tany...

chipie1>ndryyy d mihainoa ary ny hirany fa dia manja ihany izy io.
9. Ramaso ( 12/02/2005 06:49)
misy simon de misy jerome...
fa samy randria daoly
10. iartistika ( 15/02/2005 18:57)
Mpihira t@ taona 70,fa mbola mivazo!mipetraka eny Akazomanga,miasa eny Andohalo,mainty fihodirana zay izy,ary somary lava mahia.Ny vazony de tena mlay be maintsiny.Afa-po?.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0857