Statistika be :-)

1. hery ( 02/02/2005 14:02)
Dia azo jerena koa izany izao ny statistika ahitana ny mpandefa hafatra betsaka indrindra...

Kiii fijo : 11575 hafatra??? ha ha ha :-p
répondu par ikaretsaka le 23/02/2005 19:40
2. nikopol ( 02/02/2005 14:09)
hery , periode inn avy io , sa hatram'izay ka hatram'izao?
3. hery ( 02/02/2005 14:13)
Hatramin'ny voalohany io kah...
Andraso fa mbola asiako isambolana dia mba tsaratsara..
4. nikopol ( 02/02/2005 14:15)
Milay fa misaotra e
5. kavitra ( 02/02/2005 16:16)
misaotra
6. mihanta ( 02/02/2005 16:46)
bravo fijo b vay loatra fijo k tsy mahagaga
7. chipie1 ( 02/02/2005 16:54)
be vay ?
8. hery ( 02/02/2005 17:38)
Ireto avy izany ny statistika hitantsika ao.

- Ireo hafatra be mpamaly indrindra tamin'ity volana ity
- Ireo hafatra be mpamaly indrindra hatramin'izay
- Ireo nanoratra be indrindra hatramin'izay
- Ireo namana nanoratra be indrindra tamin'ity volana ity
- Ireo hafatra lava indrindra hatramin'izay
- Ireo hafatra fohy indrindra tamin'ity volana ity
9. mihanta ( 02/02/2005 21:39)
chipie1 b vay ahoana akia?
10. fatsoraly ( 02/02/2005 22:32)
ary mba avoahy ho vakiana eto tokotrany hoe ny hafatra manokana :-D hahaha!
11. hery ( 02/02/2005 22:57)
fatsoraly> http://serasera.org/forum/index.php?rub=topic&manokana=1
12. ikaretsaka ( 03/02/2005 01:51)
kiii tafiditra top 10 aby ny akamako! zay aza faharoa hono..
13. Tsiperifery ( 03/02/2005 16:58)
Ho variana mihintsy ny taranaka ahita ity archives ity kah ! Tsy ratsy rahery a !
Rafijo tompodakan'ny resak'hena sy ny soratra. Bravo manetsiketsika e ! ( eto no hilaina le sarikely mitehaka ry Hery a ! Sarotr'amiko tsinona ny hanao bizou an-dRafijo ! :-D
14. chipie1 ( 03/02/2005 17:36)
mihanta >Lohateny : Re : Statistika be :-)
bravo fijo b vay loatra fijo k tsy mahagaga
io ka hihih
15. yonikafopl ( 03/02/2005 21:57)
fijo koa tena mazoto manoratra an!!
16. lanto ( 03/02/2005 22:24)
chipie1:

mihanta >Lohateny : Re : Statistika be :-)
bravo fijo b vay loatra fijo k tsy mahagaga
io ka hihih



Tsaboy ny namana fa aza atao an'izany lol
17. ikaretsaka ( 03/02/2005 22:32)
chipie.. enao angaha no nanome vay azy tao... kayyyyyeeeeee
fa bravo fijo na izany aza an
18. mihanta ( 03/02/2005 23:09)
ttttt,lanto amboarina njay io lohahevitra io zany
19. chipie1 ( 10/02/2005 16:50)
ikaretsaka > euh za namaky le soratra ane de nanotany e? =)) =))
20. ikaretsaka ( 11/02/2005 04:17)
hay ve e :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2405