Sipa sy bandy\'ny ville!

1. welie ( 21/01/2005 14:55)
Ity hoy aho ry reto mba misy zavatra tsikaritra kely: Asa na mbola misy hatram\'izao ilay hoe \"bandy sy sipan\'ny ville\". Asa raha azaonareo ny tiko ambara.....ao azavaiko ary e!

Ireo izany dia ilay bandy sy sipa mpiodona eny @ ville (Avenue, Antaninarenina....) miaraka @ fiara rehefa zoma sy sabotsy alina iny. Asa aloha na mbola hoe \"in\" io any @ tànana na tsia intsony e! Dia asa raha tsikaritr\'areo fa refa hoe bandy mpiodina dia manana succès auprès \'ny sipa(kely). Faly ery rehefa hoe mba iresahan-dry zalahy.... :lol: (marina io an!) indrindra moa raha hoe miara-miodina mirevy @ bandy manan-daza izany dia tena misy sipa faly ery mintsy. 8-)
Ireo sipa indray nefa raha vao hoe sipan\'ny ville dia lasa ratsy foana ny ao an-tsain\'ny olona. Asa naha mafantatra ianareo sipa be mpafantatra mpiodina eny @ ville (na taloha raha tsy misy intsony izao)......dia ahona ny eritreritrareo momba ireny? Sipa tsy hoe mpiodina (ilay miodina hafa an :wink: ), fa sipa mpiodina, mpandendé, mpivoaka alina...

Raha tsy mazava tsara dia aleo @ manaraka njay azavaiko an! :)
répondu par fijo le 17/02/2005 22:58
2. chuan ( 21/01/2005 16:27)
ka io nge welie le owe , hafa ihany zahay kofboay e ! javascript:emoticon(\':lol:\')
javascript:emoticon(\':lol:\')
3. ikaretsaka ( 21/01/2005 21:34)
ka zao ange io e.. magahaha fa marina...
raha ny bandy no miaraka (tsy heo voatery misipa an fa miaraka) amina sipa bedebe de tena ataon\'ny olona hoe bandy milay be iny na bandy favo iny.

fa raha sipa no hoe miaraka @ bandy maromaro (tsy voatery ho sipa fa miaraka) dia akorain\'ny fiaraha monina sy tena vinany be hoe sipa makosa!
magahaha e?
4. maditra ( 22/01/2005 00:50)
Tsy dia iadivan-kevitra izany satria toa efa lalanan\'ny fiainana mihitsy! Ny tanjon\'ny kofy, amin\'ny ankapobeny dia ny hahazo sipa betsaka, ny an\'ny sipa, raha ny sipa normaly dia ny hiaraka am\' kofy bogosy na be vola! Misy angamba joba te hiaraka amin\'ny kofy maro be izany fa vitsy!
5. lolabe ( 22/01/2005 09:04)
Tsotra be io, ny sipa mi-tu sais sy ny tu vois no tena mila sy mitady an\'izany kofy be vola sy manana fiara zany, nefa mety misy koa le sipa tsy de any loatra fa ny fananana rehetra de atotona any amin\'ny mbala sy ny kitro daholo de mba tsy mihinankanina kely fa laniana amin\'ny haingo le izy de otran\'ny hoe mba laibany hono de mazaka kofy manana vam
6. welie ( 22/01/2005 14:03)
Fa dia gaga mihitsy wa zà ity hoe fa maninona no voninahitra ho an\'ny bandy ny be sipa ary ny mifamadika @ io raha sipa.
Fa lazaiko aminareo fa tena misy ny sipa izay aleony mikata milay be mba ahazoany pass eny @ bandy an! Dia avy eo mieritreritra izy hoe refa miaraka @bandy be joba dia mety ho taitra ny kill hoe \"ah...enjana kosa iny joba iny an!.... 8) (Manan-jokilahy ahy io manko dia mba miteny e! :lol: ).
7. maditra ( 22/01/2005 16:39)
marina tena marina izany voalazan-dramaso izany hoe materialista be mihitsy ny sipa. Ireny sipa izay tsy mahantra nefa tsy dia zanaka deba be manahoana ireny izany!
8. dezy ( 23/01/2005 10:09)
ka ireny le basin\'ariary fito ary abadika ary,ny mahantra tsy anao zany ,ny zanakiny laibany efa ampy fitaovana de reo sisa misandrahaka eo de manaonao fona,fa le sipa miaraka @ bandy malaza kou klou de tsy azoko(bandy malaza maditra nefa hifandrotehany sipa)
9. ikaretsaka ( 23/01/2005 13:54)
izay izany ilay heo ny tapany ihany no mihontsana an
ny feno tsy afaka mihontsana intsony moa ny tsisy inona no ahontsana eo?
10. maditra ( 23/01/2005 20:00)
Iza niteny an\'i dezy fa hifandrotehana sipa maditra? :^) (vazivay)
ikaretsaka> voalazanao!
11. mihanta ( 24/01/2005 09:29)
welie marina mihintsy zany voalazanjy zany fa voninahitra ho an\'ny bandy le miodina.
raha mba sipa tokoa ny manao anzany d efa mivoaka radio sy gazety :D
12. dezy ( 24/01/2005 13:08)
azafady \"maditra \" fa tsa napoziko we tao ela :-P
13. kavitra ( 24/01/2005 17:38)
(l) (l) (l) (l)
14. ikaretsaka ( 24/01/2005 18:38)
mihanta> fa maninona tokoa ary?? :?:
15. fijo ( 24/01/2005 23:33)
za koa aloha tia le mivoaka alina ka mahatsapa ireo e.ary mbola misy io hatramin\'izao.
fa amiko revy io ka tsy hitako izay hitsarana ny sipa na ny bandy mpanao azy.
16. mamyrafano ( 25/01/2005 09:41)
fa aona mintsy aloha ny frape tena masaka ahazaoana sipa ry zalahy a, raha ohatra hoe tsy mitondra vam zany fa samy eny an-dalana eny fotsiny, za tsinona aleoko refa hoe ana poensa sipa de aleo tsy mitondra vam de amzay raha poensa le jo de mba tsy sendra ilay hoe jo materialista
sa aona ozy lisany
17. mihanta ( 25/01/2005 13:08)
fijo revy io fa tsy ditra zany araky ny eritreritrelà?
18. mihanta ( 25/01/2005 14:01)
k iza aza no jerena ny tenanao kalou sa ny fiaraha monina?mba valio oe
19. kinaoly ( 25/01/2005 16:35)
kou nga refa miaraka mi-traîne @bandy de we sipa be zesta fonany e? (mety tsy maharaka resaka za an) misy koa tsy ny sipa tsy de manana namana vhv lôtsany fa lhl dôly no betsaka satria reny no mitovy revy aminy (garçon manké oatsa izy) donky tsy vôtery we makôsa zany le sipa (hihihi) fa matoa ny fiaramonina miteny we makôsa le sipa de misy zavatra hitany koa aho
20. welie ( 25/01/2005 16:35)
fijo.....fantako mihitsy hoe revy io resaka io aloha e! (Tsy mana-jokilahy @ tsisy antony aho e! :-P ). Dia i fijo ve zany tsy miteny mintsy hoe i....sipan\'ny ville na i....sipan\'ny ville? Na entre nareo samy bandy ary an? Asa aloha fa raha ny hitako @ manodidina ahy (ry fréros sy ny akamany) dia miresaka izany mintsy zareo (bandy tia resaka? :?: :/ ).

ramaso.....tsy manotohina ny fiara-monina ahona mou izay? Ka tsy ho lasa ditra vaokoa ve izao rehetra izao satria bdb ny zvt azo lazaina ho manohina ny fiaraha-monina (na andian\'olona maromaro/vitsivitsy) amin\'izao fotona izao?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1381