Sipa sy bandy\'ny ville!

21. mihanta ( 25/01/2005 21:12)
ramaso humm efa zaza henjy elà zany
22. ikaretsaka ( 25/01/2005 23:08)
nehenjy tokoa.. nga nahazo traitement tany @ maitresse?
23. jhouhlambout ( 26/01/2005 11:49)
24. welie ( 26/01/2005 16:19)
25. mihanta ( 26/01/2005 18:29)
d mba ataovy sou fianatra ramaso ry ika retsaka à
26. fijo ( 26/01/2005 22:13)
mihanta hi hi hi mamely an\'ika indray an
welie,za aloha tsy milaza an\'izany e.na dia tsy dia mpiaraka amin\'ny sipa alina aza.
revy io amiko satria za tsy manadala ny hafa fa izay ahafaly ahy no ataoko
27. ikaretsaka ( 26/01/2005 22:16)
tian\'io zaza io mihitsy ny mamely anahy e.. mikitika ny boules ko e.. snsns
asa heo maninoan angaha? :roll:
28. kinaoly ( 27/01/2005 11:01)
nisy naninn ndray ny boules-n\'i ikaretsaka ? nifandona marary tao angaha ry zareo ? :{
samy manao ze mafalifaly ny fony ooo, samy manao ze mamiramira ny sainy ooo :-D
29. ikaretsaka ( 27/01/2005 15:29)
irin\'i mihanta ho kitikitihina sy velivelesina hono araka ny resany tary e!
30. ikaretsaka ( 27/01/2005 15:30)
marina ilay hoe samy manao izay mahafalifaly ny fony sy mamiramira y sainy fa amin\'ny zipetinao ihany fa tsy @ hafa!
31. fijo ( 27/01/2005 21:55)
izay raha tsy hoe mahazo alalana avy any ankafa
32. ikaretsaka ( 29/01/2005 00:20)
marina mihitsy izany
33. fijo ( 31/01/2005 23:12)
mangataka aloha raha te ahazo e
34. mihanta ( 01/02/2005 22:16)
:arrow: :-D
35. fijo ( 01/02/2005 23:07)
faly mihanta an
36. mihanta ( 02/02/2005 13:21)
iza kou ny hanao zipety amzao anjo mangatsiaka b zao,tsy ho konzelé :-P
37. fijo ( 02/02/2005 23:18)
konzelé de maharitra be ka
38. fijo ( 04/02/2005 00:03)
izany misy hanafana maimaimpoana
39. dadabe ( 07/02/2005 04:19)
mihanta>zistekor anaovana raha tsy tiandry ny zipety hih :) na ilay malama misiska
40. fijo ( 07/02/2005 22:39)
izany izy aby ry mihanta an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1076