Finoana sy fomba gasy
1. ikaretsaka
(
19/01/2005 04:15)
marina fa na bedebe aza ny kristianina izoa dia bedebe ny mbola hoe mijery andro rehefa manao raharaha (manambady ohatra )
tsy mandevina andro talata ( efa elaela ihany aho no nijery feraparan\'ny madagascar tribune fa tsy mbola nisy tao hoe ra anoan dia alevina androany talata ... nefa heo atao veloma farany ao @ Fiangonana zao sy zao)
rehefa asabotsy no manao mariazy sns
ny mampody ny havany nodimandry any amin\'ny fasan-drazany raha azo atao ( indrindra ny akamaroan\'ireo mitady ravin\'ahitra)
misotro tambavy sy mampiasa raokandro rehefa tratran\'ny \"sery vitan\'anamalaho\"
fa ahoana ary?

répondu par ikaretsaka le 23/01/2005 03:54
2. ikaretsaka
(
19/01/2005 04:17)
de inona koa moa.. hay .. le hoe mandigana gazety dorana rehefa avy mamangy fahoriana ka hody fa hoe misy lolo manaraka
3. lo
(
19/01/2005 05:29)
Misy kosa alou fahazarana izay afa-miaraka tsara amin\'ny finoana (na kristianina na tsia). Ohatra ny raokandro sy ny tambavy , raisina amin\'ny mahafanafody azy, natoraly tsy misy zvtr simika. Fa misy koa ny finoanoampoana zay tsy tena hita tsony ny mahamarina na tsia le zvtr. Fa na d zany azy tsy voatery we tsy afa-miaraka amfinoana : fampodiana amfasandrazana...
Le manandro, manao joro, mamadika ngamba no tena incompatible amresaka finoana kristianina
Le manandro, manao joro, mamadika ngamba no tena incompatible amresaka finoana kristianina
8. booboo
(
20/01/2005 11:59)
ié sady zô efa manomboka voamarina ara-tsiantifika dôl ny ankamaroany dé vô maika ao tsara
9. ikaretsaka
(
20/01/2005 22:08)
zay hoa.. fa ny an\'ny sasany raha vao hoe gasy iznay de hoe manompo razana sy sampy sy hery miafina
10. ikaretsaka
(
23/01/2005 03:54)
zay ange hoa e.. ny fivavahana ao ihany fa ny mahagasy kao mbola atao na heo tena mpiangona be aza.. mbola misy fomba gasy atahorana!