Diso akondro
1. soitx
(
09/01/2005 01:33)
Mihinana akondro eo ampiandrasana bus ny tary anankiray. Tsy mbola laniny akory ny akondro iray kanefa tonga ny bus, izy anefa tsy te hanary hanina.
Ny nataony dia nataony tao am-paosin\'ny pataloha aoriana ilay akondro no sady narovany notazonina t@ tanana iray sao positra, ny tanana iray hafa @io mitazona an\'i leiry tsy hianjera. Ny bus moa @io mironjoronjona ka indray2 votsitra kely ilay tanana miaro ilay akondro dia averin\'i lery haingana indray avy eo.
Rehefa nandeha ela2 kely le bus dia nisy tara iray hafa tao aorinan\'i lery nikitika azy no sady nanao hoe: \" Tena eto aho no miala ry zoky fa tena mba avotsory @izay aho a\"

répondu par ikaretsaka le 18/01/2005 19:38
2. maditra
(
09/01/2005 03:07)
tsssss, tsy darofako any ve lesy raha ny an\' nakah no samborina eo! Milay ka!
4. watafon
(
10/01/2005 05:31)
na taperina alou ny akondro vao miakatra anaty bus , na maninona moa raha mandeha tongotra e! :-D :-D ka maninona mitsy raha mijanona ao antrano e!
5. tsiperifery
(
10/01/2005 08:37)
Raha izany ihany, aleo paiso petak\'orona no entina miandry bus @ manaraka e !
9. watafon
(
10/01/2005 10:49)
fa maninona kosa e! tehirizina tsara fotsiny ny hodiny fa tsy ariana eny an-dalana !
13. watafon
(
10/01/2005 15:29)
mumu & chipie/fa inn kay ny voankazo sahanareo hohanina eny an-dalana ?
15. yonikafopl
(
10/01/2005 19:30)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
za ndraindray rehefa le tara iny de eny an-dalana ny poma no haniko kalou eee!!

16. ikaretsaka
(
10/01/2005 22:25)
miavonavonkanina indray reto!!!... tsy hitanareo tokoa manko iznay sady tara no maika no noana tsy manambola ka akondro sisa azo hoanina
Sambatra nareo mahatakatra mac do!
fa na iznay aza aza mivonavona ohatran\'izany fa izay misy eo hano
:wink:
haiko ny mihafy, haiko ny manam-be hozizy masindahy Paoly

17. maditra
(
11/01/2005 02:01)
Karetsaka> fa tandremo ihany sao mahasambotra ny an-dry zalahy avy ao aoriana fa gidragidra be no iafarany eo!
18. watafon
(
11/01/2005 05:42)
:-D :-D
mbola tsy sendra an\'izany we nôna marina nareo an !
itantarako zavatra nareo : indray mandeha zay zany aho ni-voyage t@ taxi brousse Tanà-Morondava , en panne ary ity fiara t@ 8 maraina ; andro alahady io , à 150 km de M/va , fa io wa tsy nisy azo natao fa tena nitapy ny moteur, ny rano alou nanana aho e! ny vatsy tsy nisy mitsy; tonga ny t@ 12 , lasa naka moknazy ny oul ; za zany mbola nizesta we tsy nôna e! fa t@ 3 hariva wa tsy maintsy nihinana ihany fa tena nôôna b e! dejeuner moknazy, diner mbola moknazy ihany ; t@ 7 hariva zay vao afaka teo wa !!

19. ikaretsaka
(
11/01/2005 05:51)
maditra> ny ahy letsy tonga de be ambosika raha akondro izany an..
Za kao letsy efa tratran\'izany .. nande ni voyage de niandry bac de maty koa ilay bac
fa ny a\'ialahy az amba monkonazy fa ny ahy voantsilo! le vonina cactus ireny

20. ravatorano
(
11/01/2005 06:20)
:-D :-D :-D :-D iny ndray no tsy koboko
aditsivita kosa aloha izany akisambotra izany eh :-D :-D :-D
Aleo petahana aloha ny akondro vao miakatra bus marina.Ny kaly tsy azo iavonana izany ffa manahirana ny nitadiavana anazy sady ny fiainana izao efa sarotra raha izaho aloha tsy hanary ilay akondro mihitsy ary tsy olana amiko ny mihinana an iny andalana na dia roa kilao aza :-P :-P :-P