Endrika ivelany
1. pseudo
(
03/01/2005 22:23)
Arakara-tarehy voan-javatra!
ny hevitrareo ary na izay fantatrareo momba io \"zavatra\" io (ny endriny,ny habeny,ny halaliny,ny ala sy ireo zava-miafina ao aminy)
ny hevitrareo ary na izay fantatrareo momba io \"zavatra\" io (ny endriny,ny habeny,ny halaliny,ny ala sy ireo zava-miafina ao aminy)
répondu par fijo le 23/02/2005 22:59
3. maditra
(
03/01/2005 23:24)
Tsy azoko mihitsy na ny tianao hahatongavana na ny ohabolana aza ! voan\'inona marina le le?
5. ravatorano
(
04/01/2005 06:41)
arakaraky ny tarehy v izany no ijerena ny voany eh nefa innn ilay zavatra tenenin ilay pseudo fa tsy azoko :-P .
Raha ny fahazaoko anazy mantsy dia toa hoe rehefa tsara ny endrika ety ivelany dia tsara koa zany ny ao anatiny afa tsy ny fasana izany izay voafaritra hoe madio ivelany toy ny fasambao.
:^)
Raha ny fahazaoko anazy mantsy dia toa hoe rehefa tsara ny endrika ety ivelany dia tsara koa zany ny ao anatiny afa tsy ny fasana izany izay voafaritra hoe madio ivelany toy ny fasambao.
:^)
6. eisy
(
04/01/2005 08:29)
De raha ohatra zany ngezangeza tarehy de ohatry ny ahoana ilay voa?! javatra (fa inona aloha ilay zavatra sao manahirana raha ngeza voa.... :-D
8. dezy
(
04/01/2005 10:34)
zavatra inn njay aza ty?? sa ankamantatra e??
ny koko zao sady tsy misy endriny no tsy misy voniny fa ranony de ahona?? :-D :-D nefa matsiro ny ranoniny :-P
ny koko zao sady tsy misy endriny no tsy misy voniny fa ranony de ahona?? :-D :-D nefa matsiro ny ranoniny :-P
16. welieoelee
(
05/01/2005 14:29)
mihanta :-D :-D :-D Aoka marina e! Be orona no voan\'ny sery? Eritrereto anie en plus we be ranony e (ranon....-tsery io an!) :^) :}
17. dezy
(
05/01/2005 15:55)
de tsy manana mosara fa fafany @ tanana-kanjo de mangirana be le izy any eo ,tiko lotsa :-D :-D :-D :-D
19. pseudo
(
07/01/2005 16:35)
ka we za wa tsy mbola nahita fa mbô itantarao :-D
ohatsa we :voan\'ny orona be sery :-P
an an diso zany fa kay resa-d la ty 8-)
ohatsa we :voan\'ny orona be sery :-P
an an diso zany fa kay resa-d la ty 8-)