Endrika ivelany
21. poupounesana
(
08/01/2005 09:07)
arakaratarehy voanjavatra! mety diso ihany io fiteny io ndray2 kah! zà manko mahita oll b loha nefa kay kely ny tao anatiny! sa tsy misy idirany le resaka?
d tokony manazava zany i pseudo hoe inn alou le zavatra fantatra manko le izy zay vo afaka mandinika ny voaniny zay
d tokony manazava zany i pseudo hoe inn alou le zavatra fantatra manko le izy zay vo afaka mandinika ny voaniny zay
22. pseudo
(
08/01/2005 14:58)
kou nenareo ts\'in resak\'orona fôna kou sady @zay orona belela hono :-D
ohatra we sipa be molotsa ;de aôna?
ohatra we sipa be molotsa ;de aôna?
23. pitchou
(
08/01/2005 18:55)
fa le izy kosa ary sao d we \"arakara-tarehy voa-javatra\" (avy @ hoe voatra, fanamboarana fa tsy voany)? izany hoe raha tsara enao dia mahavita zavatra tsara!
26. ikaretsaka
(
09/01/2005 13:27)
mba manja sy tsara tarehy ihany manko ireny miss miss nareo ireny fa inona zavatra mivaingana vitany tokoa?
27. poupounesana
(
09/01/2005 15:27)
miss\'n\'iza tsara ry karetsakaahhhhhhhh?
refa miss-na firenena iray d miss\"ny olondrehetra avy ao @ io firenena io a tsy miss-ny vavy ihany! parenthèse ftsiny ny ahy iny e :^)
refa miss-na firenena iray d miss\"ny olondrehetra avy ao @ io firenena io a tsy miss-ny vavy ihany! parenthèse ftsiny ny ahy iny e :^)
28. fijo
(
11/01/2005 20:56)
dia inona no vitany na missnay izy na missnareo ka.izay le fanontaniana
29. Ramaso
(
20/02/2005 05:58)
ikaretsaka:
mba manja sy tsara tarehy ihany manko ireny miss miss nareo ireny fa inona zavatra mivaingana vitany tokoa?
Filma X