kolotsaina malagasy
1. sechat
(
30/12/2004 10:48)
ny ol rehetra ry reto mba manana \"centre culturel\" doly aty ivelany aty hampivelarany ny teniny sy ny kolotsainy. Ary tsika manao ahoana? mba manana an\'izany ve ? sao de mba tokony ho atsangana ? :wink:
répondu par naritsimba le 22/02/2005 06:02
2. fijo
(
30/12/2004 21:47)
ilay fotokevitra dia tsara fa izao.ny ankamaroan\'ny gasy dia menatra ny hampiseo ny maha gasy azy.
ohatra akaiky.nivory ny gasy tao paris handinika ny momba ny gasy sy ny momba ny fiainany aty ivelany.gasy aby no tao,fa dia mahamenatra fa teny farany tsy hay no henonao tao.nefa eo samy milaza fa hanao izao hohafany ampisondrotra ny mahagasy azy.

3. booboo
(
30/12/2004 21:51)
hihihihi. tô isaka ny misy fihaonana gasy dé zay fôna koa no tsikaritro :^)
6. pitchou
(
31/12/2004 18:08)
marina raha hisy hino intsony hoe misy izany teny gasy izany raha izao no mitohy?
7. welie
(
21/02/2005 10:59)
Tena mba mandreraka ahy koa ireo gasy aty ivelany izay tsy miteny, na tsy mahay, na miseho tsy mahay teny gasy ireo. Ny any Frantsa aloha no tena hitako io! Ny aty Allemagne indray dia maro ireo ankizy metisy no tena tsy mahay satria tsy mba ampianarin'ny rainy na reniny. Hitako voa mafy!!! :roll: Fa ny mampiomehy ahy dia ity: Misy mpivady gasy manan-janaka aty. Izy mivady tsy miteny afa-tsy teny frantsay @ ankizy...nefa amin'io be diso be mihitsy. Tsss..... :x
Fa ny deraiko dia ireo any Suisse sy Canada satria ny zaza gasy any dia mahay teny gasy ny akamaroany ary miteny koa fa tsy mody fanina hoe tsy mahay!

8. naritsimba
(
21/02/2005 11:52)
Inona tokoa re no mahatonga ny olona sasany rehefa tonga any ka miverina aty dia lasa tsy miteny Gasy intsony eh?
9. hery
(
21/02/2005 12:29)
matahotra hatao hoe tsy tany andafy :-)
zah indray aloha raha fantatro hoe gasy ihany ilay hiresahana inona no ivakiako loha...

11. naritsimba
(
22/02/2005 06:02)
Raha nilaza ny @ Fisokafan'ny Fampianarana Kabary ny tena dia nisy namana mitondra ity PS ity nanoratra toy izao:
tafita> aza alefa aty fa tsy tian'ny olona fa manalava resaka ny kabary.
Koa aiza ho aiza @ izany ary ny fankamamiantsika ny maha isika antsika eh!
"Toy ny valalan'amboa ka nany tompony aza tsy tia."
sechat> rahoviana izany vao hisy izany Tranon'ny kolo-tsaina Malagasy izany?
fijo> t@ Sabotsy19 Février teo dia nisy fanateram-bodiondry natao ka Vazaha ilay lehilahy ary Malagasy ilay vehivavy.
Toy izao ny tenin'ilay Vazaha sy ny fianakaviany nanatrika izany:TSY ATAO ANY AMINAY NY MARIAZY FA ATAO ATY MADAGASIKARA IHANY FA ATY NY FIANAKAVIANA TENA MAHAFINARITRA FA TSY TOY NY ANY AMINAY FA TENA MIAINA AO ANATY FIFANKATIAVANA REHEFA MISY RAHARAHA ATAO.(Dika-teny malalaka io)Io fomba io izany no fomban'ny Malagasy sasany rehefa tonga any am-pita.
Ary dia Kabary @ Teny Malagasy madio no nanaovana azy fa nisy kosa ny nandika teny, ary dia ny mahagaga dia ny vahiny no liana @ fampiasana ny Kabary.
Misaotra ireo mpanohana sy ny mpankafy ary ny mpakamamy ny maha Malagasy. Tsy ho very maina anie ny ezaka ataontsika @ izany.