TSY TOKONY .............

1. xxx ( 19/12/2004 13:33)
Asa raha efa fantatrareo fa tsy tokoky hanao slip ny bandy rehefa matory @ alina.Tsy tokony hoterena hono ny sex @ alina fa tokony avela hiaina tsara.Toromariky ny dokotera koa izy io.Ary nareo mba manao ahoana rehefa matory ??
répondu par fijo le 05/01/2005 20:57
2. vegas ( 19/12/2004 14:35)
eny fa na ny andavanandro aza tsy tokony hanao nininona mintsy fa bôf, manao ny olona de mba manao koa e.
3. fanja1 ( 19/12/2004 16:19)
oupsssssssss
4. sechat ( 20/12/2004 09:56)
:-D :-D
5. xxx ( 20/12/2004 14:26)
za mikipy maso refa matory !!!!! :-D :-D :-D
6. sipagasy ( 20/12/2004 20:50)
:-D :-D :-D
7. mihanta ( 20/12/2004 22:03)
oupss amzao temperature efa ambanin\'ny zero zao v
8. mihanta ( 23/12/2004 09:00)
sao d mba ho konzelé ao hihihihi
9. xxx ( 23/12/2004 12:44)
Tokony tsy hanao n\'inon\'inona aza rehefa matory.A l\'aise kokoa rehefa tsy manao slip na dia tsy izany resaka fahasalamana izany aza.
Sady mety mampitombo azy koa an !
10. xxx ( 23/12/2004 14:29)
nga laisany mislip rehefa matory le?
11. jhouhlambout ( 23/12/2004 19:27)
12. fijo ( 23/12/2004 20:47)
oupss nga ry fanja? hi hi hi
za aloha tsy zatra manao ninoninona e
13. xxx ( 23/12/2004 22:47)
za ko lo manao pataloha fa tsy misihgany rehefa midodo e
14. fanja1 ( 24/12/2004 08:44)
fijo ihihih! mbola tsy tratran\'ny andro ririnina aty france marina ianao ! hihihihi
15. jhouhlambout ( 24/12/2004 09:40)
ampiasaina ny chauffage é!
16. ikaretsaka ( 24/12/2004 15:26)
chauffage manome toky e..
ny any canada aza mahatanty ny -51 hono ko
17. poupounesana ( 25/12/2004 13:16)
:-D :-D :-D :-D fa marina alou le nolaizan\'i xxx ery @voalohany eh! ka atao inn ftsiny aza ny caleçon feno eraky ny mpivarotra ireny eh!reny ange tsy zesta ftsiny e! sady hoan\'ireo zay soamry fisaka d mba hoatran\'mba bebe \"fesse\" eh! tena ratsy mitsy manko ny mijery anareo refa nareo fisaka b zay!
:twisted: ie! zay koa anie mijery eh! so d tsy fantatrareo manko izany! d le somary arrondi hoatran\'ny pamplemousse no tsara sa ampalibe ry fanja sy mihanta (nareo 2 rery no vhv hitako ato)
18. mihanta ( 25/12/2004 20:49)
anareo zany k ataovy zay tianareo kou. :-D :-D
19. xxx ( 26/12/2004 12:46)
Tsy @ alina ihany no tokony tsy manao slip fa raha ny tsara dia caleçon foana no tokony hanaovana.Tsy dia tsara terena ao anaty slip manko ilay fika be fa tokony mba atao à l\'aise tsara.Aza mba atao tratran\'ny alerte tampoka @ alina lisany miboridana matory ireo :lol: .
20. ikaretsaka ( 26/12/2004 23:57)
ka efa lazaina laisany heo manao pijama ihany fa tsy mislipo fotsiny rehefa @ alina ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1495