TSY TOKONY .............

21. pseudo ( 27/12/2004 20:22)
marina zany saingy indro kely hoy ny mpandrafitra:

rehefa mandeha;ka avance na tara ny famataran\'andron\"laisany na nikoinsa teo @ 12 de aôna :?: :arrow: ry ny lalanôôô^! :-D :-D :-D

22. fijo ( 28/12/2004 21:36)
fanja an,fa za kay aiza no izao no mipetraka.efa mihaina ny ririnina aty foa aho ka.izao izao mangatsiaka be fa dia efa fahazarana io e
23. mihanta ( 30/12/2004 09:47)
ary raha misilip fotsiny fa tsy mipijama?
24. sejianis ( 30/12/2004 09:54)
ny tena marina aloha dia tsara tsy terena na atao mafana be loatra izy roalahy no resahina eo fa tsy ralava.toromarika natao kokoa ho an\'ireo lhl mila miteraka anefa izany
fa ny bandy mbola te -hihodina dia tsy dia voakasiki\'izay loatra, hanao contraception aza atao! hi hi hi!
Diso daholo izay hv rehetra milaza fa ho an\'i ralava ilay izy satri hoe mila avela hitombo nedal; kanefa na inona atao na inona dia izay fatra nomen\'ny ao ambony ihany no;fatra farany!
25. yonikafopl ( 30/12/2004 12:04)
hihihhih rwhwfa eny an-dalana hita ny maha samihafa ny oll manao silipo sy ny calecon fotsiny :-D Fa le we matory asa fa nareo ihany io kou.
26. ikaretsaka ( 30/12/2004 13:36)
di ahoan any ahalalana azy ry yonika?
27. fijo ( 30/12/2004 21:29)
mihanta ilay tsy manao ninoninona no tsara ka
28. mihanta ( 02/01/2005 21:04)
fijo k inn io mille bandy b tazana io :-D
29. ikaretsaka ( 02/01/2005 21:45)
le eo @ tepany fotsiny io hamehezana ny kibo n\'i fijjo fa ny ao ambany tsisy ka
30. ikaretsaka ( 02/01/2005 21:48)
le eo @ tepany fotsiny io hamehezana ny kibo n\'i fijjo fa ny ao ambany tsisy ka
31. mihanta ( 02/01/2005 22:05)
ikaretsaka hahahahahaha.lasa zipokilaoty zany :-D
32. fijo ( 05/01/2005 20:57)
ie takokenatra sao mahita anareo dia miova bika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4584