Saucisson
1. soitx
(
17/12/2004 17:57)
Pelaka nandeha tany am mpivarotra charcuterie
pelaka: Mba anaovy saucisson azafady o.
Mpivarotra: Tonga dia tetehina ve sa aona?
pelaka: ah ah ka, fonosy fotsiny de zay.
Tsy henon\'ilay mpivarotra tsara ny nolazain\'ny anao lahy (na vavy raha ny tian-drangahy) de mbola notetehiny ho rondelles ihany ilay kozy.
Mpivarotra: Ty ary ilay izy o, reto koa ny famerimbola.
Tezitra be le pelaka nahita an\'ilay izy voatetika no nilaza hoe
Pel: Za tsy mila an\'io, heverin\'ity fa boatindrakotra angfaha ny vodinay .

répondu par iartistika le 16/02/2005 19:31
4. xxx
(
21/12/2004 21:33)
:-D Noheveriko fa mba resaka recette de Saucisson ka mba namaky aho . kanjo diso fanatenana fa resaka Pelaka no tao . De hoy aho hoe Izany ka nahay nisarika ao @ le titre.
Veloma
Veloma
7. iartistika
(
16/02/2005 19:31)
Rehefa avy any @ le pelaka le sôsisao ry xxx de mety mbôla hanaovana resety......