fitiavana marina
1. lema
(
11/12/2004 11:37)
misy marina ve ny fitiavana marina?
amiko alou dé tsy misy,fa ny olona rehetra toa solafaka kely daholo,misy ny miteny ,misy koa anefa ny tsy mivaky,fa samy efa nampirafy kely daholo,na nitsiriritra kely na ny lahy na ny vavy.
amiko alou dé tsy misy,fa ny olona rehetra toa solafaka kely daholo,misy ny miteny ,misy koa anefa ny tsy mivaky,fa samy efa nampirafy kely daholo,na nitsiriritra kely na ny lahy na ny vavy.
répondu par fijo le 24/02/2005 22:55
2. ikaretsaka
(
11/12/2004 14:11)
io letsy ralema ilay hoe tsy misy tsy diso izay mandia @ tany fa izay mivarilavo no adala indrindra a
3. mafitoto
(
11/12/2004 16:29)
Ny fitiavana marina? ny fitiavana dia zavatra manana ny hasa-robidiny ka noho izany tsy azo atao kilalao, toy ny AFO ny fitiavana manome hafanana, manome hery nefa nefa toy izay firedareda ny afo izay ka raha misy te hamono dia tondrahy rano dia vita lasa ny hafananany sy ny firedareda ka miankina @ tsirairaye!
4.
(
12/12/2004 07:02)
ie lalan\'ny fiainana io voalazanao io ry lema , ny fitiavana marina dia ny ventesin\'ny tononkalo , ilay vetsovetso miainga avy ao am-po dia atolotra ilay olona tiana marina , raha te hiaina azy ianao dia miaina ao anatin\'ny tononkalo sy ny tontolony dia aza adino ny manampy azy amin\'ny safosafo sy orokoroka kely .
ary ampio fitahian\'andriamanitra hitana ny fahendrenao tsy ho very a
hoy ny fomba fijerin\'ilay poety atao hoe ny eja
ary ampio fitahian\'andriamanitra hitana ny fahendrenao tsy ho very a
hoy ny fomba fijerin\'ilay poety atao hoe ny eja
5. poupounesana
(
12/12/2004 17:41)
misy ny tena fitiavana lema ah, na d mbola tsy nahita ny tena tonga lafatra aza isika d aleo mody atao hoe misy eh! ny mahasarotra azy ange d tsy miankina @ olona iray ihany izy io fa miankina @ le mpiankatia roa tonta mihitsy!nefa he zany izy hoe olona roa samy hafa, samy manana ny fijeriny, samy manana ny fisainany, samy manana ny tiany atao!nefa te hiara-dalana! rehefa mahavita mandefitra ny \"insupportable\" sy mamela ny \"impardonnable\" (tsy maintsy misy manko izany) d tena ao zay le tena fitiavana! vitsy no mahavita alou eh!
6. moi
(
13/12/2004 06:55)
Matoa angamba nanambady ny olona dia nahita ny fitiavana marina !
fa inona aloha no tena dikany e (ataovy teny frantsay hoe) : veritable amour, amour vrai ... ?
fa inona aloha no tena dikany e (ataovy teny frantsay hoe) : veritable amour, amour vrai ... ?
7. dezy
(
13/12/2004 10:24)
de tena misy ve zany fitiavana marina zany @ olombelona?za aza ndraindray mbola tezitra@ tenako ,fitiavana misy fa ny marina klou hatr@ zao mbola tsy nahita za e
10. sechat
(
13/12/2004 15:49)
lema> mba omeo définition mazava an\'ilay fitiavana marina alou de valiko enao :roll:
fitiavana marina ve = tsy mbola mampirafy mitsy? tsy mbola nitsiriritra mitsy? tsy mety tezitra @ vadiny na am-bava na any an-tsaina? ets...??? :?:
Raha mbola mitohy io lisitra io de mety tsy misy angamba. Olombelona ihany tsinn!
Fa raha ny fitiavana marina kosa ilay ao am-ponao foana ka tsy mety afaka n\'inona2 zava-mitranga, na hadalana, na hadisoana ... vitanao na vitany, na fifamaliana sns... de angamba hoy a hoe misy ary betsaka

11. chipie1
(
13/12/2004 15:49)
moi> de aona le manambady noho ny antony hafa ireny kou zany de marina?(paps,vola...)
12. tsiperifery
(
13/12/2004 15:56)
chipie > Fitiavana daholo na ny fitiavam-bola marina sy ny fitiavan-...tena marina koa aza kah ! :lol:
17. xxx
(
13/12/2004 16:46)
ny teny hoe fitiavana sy ny hoe fahamarinana tsy dia miaraka loatra.Tsy hita ny marina indraindray satria misy fitiavana,tsy mifankatia kosa anefa ny sasany indraindray satria fantany na tsy tantiny ny marina.Rehefa mety ny aminao sy ilay tianao dia izay no FITIAVANA METY fa ny marina...tsy dia mitombina,marina par rapport à quoi?????@ lalana ve?@ fiaraha-monina ve?@ fotompisinana kristianina ve?SA @ INONA .....
hevitro io
hevitro io
18. nikopol
(
13/12/2004 16:53)
sa alou efa nahita ilay fitiavana marina e !
ze mila de mbola azoko homena !
ze mila de mbola azoko homena !