fitiavana marina

21. fijo ( 13/12/2004 22:48)
izao ary e.za ohatra dia manana fitiavana betsaka tiako earaina.ary marina io ka izay mila misorata anarana.
22. kinaoly ( 14/12/2004 12:24)
mihanta> hummm sao de misy mitady anao bizina fitiavana marina njay izy zany ka lasa we payant le cours :-P ,
(l) : fitiavana marina ho an\'i mihanta sy chipie1 sy mumu
23. chipie1 ( 14/12/2004 12:42)
kinaoly> hummm fitiavako marina (l)
24. dezy ( 14/12/2004 13:20)
za klou manana fitiavana fa mila oul hiaraka hitady le marina raha misy atao ee :-P
25. chipie1 ( 14/12/2004 13:33)
ary raha marina tsy misy atao de aona ?? tsy manana fitiavana!
26. fijo ( 14/12/2004 21:56)
chipie sy kinaoly hum an
27. poupounesana ( 15/12/2004 16:55)
niko ahoana no ilazanao fa marina le fitiavanao?
fijo, rha vao mihoatra ny iray alou d sarotra b ny ilazana azy hoe marina eh!
dezy, fisaka tokoa ny marina fa karokaroy ao iany alou eh!
chipie :wink:
28. dezy ( 15/12/2004 17:49)
chipie> ka le fitiavana nge misy e ary tena misy fa le marina wa no tsy ampy de eo no hipetrahany olana :-*
29. nikopol ( 15/12/2004 18:23)
poupounesana, ianao ihany no mahalala raha marina le fitiavana na tsia !
30. fijo ( 15/12/2004 21:45)
poupou an ny ahy anie mba zaraiko e.
31. kinaoly ( 16/12/2004 10:44)
fijo> omena fitiavana marina kou elĂ  ? :^)
32. pitchoune ( 16/12/2004 19:29)
Marina ny fitiavana rhefa hainao sy ilay olona tianao sy tia anao ny mampiaraka ny fisainana sy ny hevitra, ny dikan\'izay tsinona dia misy ezaka ataon\'ny tsirairay ao mba anarahina izay mba mety ho marimaritra iraisana, misy ny marimaritra iraisana satria tsy voatery hitovy toetra sy hevitra foana ny olon-droa ary rehefa samy misy fiezahana amin\'ireo olona roa ireo dia izay no atao hoe fitiavana, satria matoa miezaka dia samy te hiaraka izany, nefa kosa ny fitiavana tsy dia miaraka amin\'ny fahamarinana loatra satria ny marina rehetra tsy filaza daholo indrindra amin\'ny olona tianao hitazonana fifandraisana, izany hoe amin\'ny olona roa miaraka dia tsy maintsy misy fitiavana, fa ao ny misy mibolila kely indraindray.
33. fijo ( 16/12/2004 21:26)
izay le marina ry pitchoune
34. olalaeli ( 08/02/2005 14:29)
">">
35. ikaretsaka ( 08/02/2005 21:48)
bravo pitchoune!
36. fijo ( 08/02/2005 23:24)
hafa mihintsy pitchoune fa tsy toa an'i pitchou
37. poupounesana ( 09/02/2005 16:51)
chacun est unique ry fijo ah!
fa marina alou nen'i pitchoune eh
38. fijo ( 09/02/2005 22:02)
ka izay anie no lazaiko e.
39. ikaretsaka ( 12/02/2005 02:13)
ary poupou ty yy!
vakio ny lazain'i fijo
=))
40. fijo ( 15/02/2005 00:24)
izay wa vakio tsara aloha izay voasoratra ry poupou vao milaza zavatra hafa fa manjary mitovy ny voalaza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5275