Fandrodanana trano teny Mamory Ivato
1. tsilan
(
05/11/2004 19:53)
Ahoana marina ny mikasika azy ity eh?
Efa ela mantsy io no teo, saingy tsy nisy nikitika moa ny fehezan-dalana koa dia milaza fa ny fiangonana dia tsy mahazo mizaka fananan-tany fa mihindrana fotsiny amin\'ny fanjakana. Satria fananan\'ny be sy ny maro ny fiangonana.
Na izany na tsy izany, anefa dia aleo mba ambara ihany fa tsy hoe ireo olona ireo akory no naka ny tany, fa izy ireo dia mpiasa tao Mamory tao daholo ihany taloha, saingy nony lasa ny vazaha dia nomen-teny ireo olona ireo mba hahazo hipetraka tamin\'ity toerana efa niasany ity mba ahafahany mivelona. Fa nitombo ny tonga, ary tsy nisy nandrara. Dia izao aty aoriana be aty vao mitaky ny FJKM. Ny mahavariana manaraka izany, dia nahoana no nankatoavana ity toerana ity ho tanana sy fokonolona raha toa ka olona mipetrapetrapoana no fiheverana azy hatramin\'izay?
Ary ireo olona ireo mpiangona tao Mamory daholo ihany. Dia tsy mba nolazain\'i Pasitera akory ve izy ireo hoe aza manorina trano eo?
Valalanina ny tenanay. Fa na ny tsena eto Ivato aza lasan\'ny fiangonana anankiray koa.

répondu par fijo le 02/12/2004 21:01
3. ramoul
(
08/11/2004 13:24)
arodano pasitera de avereno eto ny vazah ra zany ihany kl&azana :twisted:
5. fijo
(
08/11/2004 23:02)
raha ny marina aloha dia tsy hafaka manana tany izany ny fiangonana.ka tsy azoko izany resaka izany.
6. fijo
(
09/11/2004 21:25)
araka ny hitako tamin\'ny gazety koa kay dia jege de refere no nitsara ilay afera au fond????tena procedure avy aiza ary ity .ary raha efa hatramin\'ny 1962 izany ireo olona ireo no tao,ka efa nangataka ilay \"prescription acquisitive\" ary efa nahazo ilay contatation de mise en valeur\" dia tsy haiko intsony hoe mbola lalana avy aiza indray no mbola ahafahana mandrodana ny zavatra efa natsangany tao.
sao dia fitsarana FJKM ary izany le.io indray mantsy dia tsy haiko.

7. tsilan
(
09/11/2004 21:55)
Ka izay no maha FJKM azy koa. Tsy tadidinao angaha ilay hoe Fialofan\'ny Jiolahy Kamo Mivavaka. Mba somonga iny an
Fa marina io an\'i Fijo io. Dia izao izao raha mitabataba i Voninahitsa dia lazaina hoe tsy mahita afa tsy tsikera ny mpanohitra. sns. Nefa ny atao tsy marina akory. Ary dia mahagaga fa fiangonana no mitarika ny tsy fahamarinana eto amintsika.

8. fijo
(
09/11/2004 23:35)
ka izay no maha \"FIANGONANA\" azy.mivangongo ao daholo ny mpanao ratsy.
11. raketrika
(
11/11/2004 09:28)
ny fantatro dia marina fa juge de refere no nitsara sy namoaka ny didy.
d io ilay hoe mety v zany sa rehefa nfiangonana manakaiky ny filoha d mahazo manao an izany na koa izao mahazo mandingana ny lalana velona fa tsisy koi io fa atsika ny tanana nefa raha ianao no tratran izany d izao ihany ny aza voany.Raha milaza ianao fa tsy hainao ny lalana d avalin dry zareo hoe nul n est censé ignoré la loi .d aiza iany izy ty
Ny teo no mipody
tsy mankahala fjkm ny tenanay fa raha tany efa nahazahoanao titre foncier efa antaonany maro v d azo kosehana indray , nefa ilay titre azon dry zareo pasitera dia vao tamin ireny raharaha mangotraka tamin ny 2002 ireny ka nisy mpiasa koa v niasa tamin ireny
Mibizina io eh d aiza ny Bianco amin izany
:twisted: :twisted: :twisted: :twisted:

12. fijo
(
11/11/2004 21:04)
tsy nisy zavatra aradalana izany mihintsy tamin\'io resaka io.resaka tsy mazava daholo no hitako momba ilay izy.ka asand ra fiangonana fa fotoanan\'ny fahamarinana izao.
13. ravatorano
(
12/11/2004 09:43)
izao aloha d tonga amin ilay teny hoe manaonao foana ny mpitondra sasany eto amitsika.Tany anao izao d lazaiana fa an ny fanjakana tampoka teo rehefa nanananao titre ampolony taoana maro izao.
Mahagaga ihany ity fahamarinana sy fahamasianan ity kle aza ah :-D :-D :-D :-D

15. tsilan
(
16/11/2004 21:22)
Izay ilay hoe aza vakiana fotsiny sy tabatabaina hanangonam-bola io baiboly io fa mba ampiaro.
17. titakely
(
18/11/2004 07:07)
aiza ty hoe tiava ny namnao tahaka ny tenanao e loza raha ny fiangonana mampianatra an\'izany no ......
mahamanetra
mahamanetra
18. ravatorano
(
18/11/2004 08:58)
toa efa classé sahdy ilay dossier fa tsisy tohiny kah.Ireo olona nitonona ho tompon ny tany ka nanana certificat juridique rehetra izany izao dia toy ny atody miady amabato.
Misy sahy milaza indray fa ireo dossier an ireo olona ireo hono faux daholo houzy ilay mpitondra fiangonana izay :-D :-D :-D aleoko mimé

19. fijo
(
18/11/2004 21:45)
ravato an,sao dia tokony hanangana fiangonana any amin\'izay aho le.hakana sosy io an.
20. ikaretsaka
(
28/11/2004 18:10)
mety koa izay ra fijo!
henoy le hoe ambalazy an\'i samoela iny fa iny manoro ny fika fananganana azy