Fandrodanana trano teny Mamory Ivato

21. fijo ( 29/11/2004 21:19)
aleo dinihana fa sosy io ko.
22. tsilan ( 29/11/2004 22:49)
Aleo fa izaho no mpanaty rakitra eh
23. ikaretsaka ( 30/11/2004 01:36)
de ny antsika ny atsasa pananana no mandeha an
24. fijo ( 30/11/2004 21:02)
hi,hi,hi,sao dia mandositra ny kil raha atao lafo loatra le.
25. ravatorano ( 01/12/2004 10:04)
fijo>za mahita kiliĆ  maro raha tena hanao sady amin izao anie tena vizana ny pokona d mitody amin izay dhl d anjaranao sisa manjono azy ireo ka manaiky v ny kosianssinao sa ilay sosy no mibaiko :-D :-D :-D :-D
mba miresaka nareo fa tsy hahavita an izany akory na d iraika aza :wink:
26. fijo ( 01/12/2004 22:05)
misaosy aloha isika dia homena rony ry zareo ka.sa tsy mety?
27. ravatorano ( 02/12/2004 08:57)
d za mpitam bola fa tena talentako io d ilaisany miandry ze sosy avy aty amiko :idea: :idea:
Hitombo indray ny kiboko ary ny hampipoaka azy kay no tedavin dra fijo kle :-D :-D :-D
28. fijo ( 02/12/2004 21:01)
ie amin\'izay dia za irery sisa no rol be kibo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1513