tsy mino fitiavana intsony aho,
1. xxx
(
03/11/2004 19:03)
mbola misy mpitia ve ny sipa efa nisara bady e , ahoana ny fijerin\'ny fiaraha monina ?
toa masiaka loatra satria na dia tsy ilay vehivavy aza no diso dia toa hafahafa ny fijerin\'izy ireo ! .
mety ahoana ny fahitanareo azy satria vao tanora eritreriny tokoa aho no lasan\'olona ny vadiko, rariny ve izany

répondu par rakotokely le 28/05/2005 13:50
2. xxx
(
03/11/2004 19:59)
mopera miala aza r\'ianona zao efa tsy mampaninona monina ko ze sipa nisara -bady?
3. mumu
(
03/11/2004 20:27)
i r... a inona kou no hidiran\'ny mopera miala am\'zany???
xxx ataovy zay mahafaly anao fa ny fiaramonina tsy maintsy be wawawa!! mbola ho tonga ilay anjara e!!
xxx ataovy zay mahafaly anao fa ny fiaramonina tsy maintsy be wawawa!! mbola ho tonga ilay anjara e!!
4. fijo
(
03/11/2004 22:19)
tsy olana izany misarabady izany e.mahaiza fotsiny indray manova fihetsika.
5. ccool
(
04/11/2004 06:13)
manahoana e,aza very finoana mbola volema izany e,na misara bady,na maty vady,na tsara na ratsy tare,tsy maintsy b mpitia foana ny olona iray,
fa ilay olona mpitia io no somary manahirakirana ny mitady azy,..fa za aloha mino fa misy any e.
Ny olona manodidina tsy maintsy mitsikera fona fa aza miraharaha any zany enao fa izay mampety ny fihainanao ihany atao,...tsarovy fa tokana ny fiainana ary ny andro lasa tsy miverina intsony ka dia araraoty ny andro anio...zay fa veloma d mazahoa izay ilaina

8. ikaretsaka
(
04/11/2004 22:03)
aza kivy fotsiny.. di amiverena mieritreritra ohatran\'ny t@ andron\'ilay ianoa mbol amisy mpikoty.. miakanjoa sy mitafia ary manaova ireny toetra ireny indray!
10. booboo
(
05/11/2004 16:56)
xxxxxx>aza variana miraharaha lôtra zé mety ho fahitan\'ny fiaraha-monina anao zany fa tsy hahavita n\'inona2 mitsy enao raha zany. Henoina fotsiny dé raisina zé blabla tsara dé ariana zé blibli ratsy. Ny fiainana tsinn mitohy ihany, dé mety hi-passer à côté ny raha tsara indrindra tokony hiainanao enao raha tsy mihoatra ny olana.
11. lema
(
06/11/2004 14:33)
aza asiana sira zé fijerin\'ny olona fa mitadiava bandy afa ndray e! raha tsy mahita dé mitenena fa ampiana hitady e!
12. tequila
(
06/11/2004 16:51)
Ny nisarabady aza no tena mora tiana noho ny mbola tsy nanambady mihitsy ko , betsaka ny olona fantatro mora mahita vady ny divorcé , efa niova ny fiheveran\'ny olona izao fa de toute façon , tsy ny fijerin\'ny fiarahamonina no mi-conditionné ny fiainanao re e
13. ikaretsaka
(
06/11/2004 17:45)
raha tsy mbola nisy tsaika ilay t@ voalohany di atsy maninona io e.. fa raha misy tsaika de mety sahirana kely ny ankizy!
14. johanr
(
06/11/2004 19:40)
Manaova metimety ry anona fa itan\'ny olona foana ah! Tsy ny tany koa nge no fady fa ny vavam-bahoak\'e!
18. dezy
(
11/11/2004 12:28)
\"aza kivy na mamoihifo,mbola misy andro am-pifaly anao \" hoy ny hira zay ,1 no lasa 99 ny ambony. (l) de tsy hisy ve 1 @reo??? ra ts\'innn kou !!! tequila kou ty no loza kou ,otsany de efa very be ery njy ,ampin\'i dezy njy???? :-P
19. xxx
(
11/11/2004 19:25)
Raha momba ny fitiavana aloha dia efa be izay hitako sy nozakaiko izay.Raha mbola misy hery na dia faran\'izay kely aza dia aza very fanantenana fa manjary otranay désespérée tanteraka ka tsy misy mandeha amin\'izay laoniny intsony izay tokony atao.