tsy mino fitiavana intsony aho,
22. rmo
(
19/11/2004 12:16)
Aza kivy amin\'izany akia fa tsy maintsy mbola ho avy ny anjaran-dry, fa mbola mivezivezy eo any rehetra any izay hoe mbola mifampitady any ianareo roa, raha iray ve no tsy tia mitoto koba hatavy retsy de manaova metimety tsara kokoa tsy ohatran\'ilay miaraka taminy @ izay de tsy fantany loatra ny fahorianao e! Io koa anie de mbola samy ho tsotsofin\'ny rivotra eo ka samy ho tsarain\'ny nataony arysamy mijinja ny hafafiny avy indrindra raha tsy nanao ratsy azy ianao, de manana finoana!
23. fijo
(
22/11/2004 21:34)
fa aza mihinana koba be loatra sao matavy be ka tsy mahita eo indray an.
27. poupounesana
(
27/11/2004 11:58)
tsy rariny tokoa ny nanjo an\'i xxx!f\'aza kivy @zany eh!après la pluie le beau temps. sady tsy enao no niantso ny orana.ny hany mba torohevitro, aza mivaky loha @zay lasa fa ny hoavy no iezaho atao mamirapiratra manomboka ao an-po sy ao andoha! la joie de vivre et la bonne humeur est contagieuse! si tu es bien ds ta tete, tt le reste suivra. azafady fa tsy haiko ny niteny an\'ireo @fitenintsika!fa mahereza eh! d totoy tsara le koba tsy maninn na matavitavy aza eh!vao maika tsara!mafatifaty araky ny voalazan\'i rmo
29. sechat
(
30/11/2004 15:12)
xxx> matoa izy lasa de na izy no maivan-doha na enao no tsy niraharaha zay teo am-pelatananao ka lasan\'ny olona vao hoe maty aho :-P
30. dezy
(
30/11/2004 17:48)
marina ny any fijo sao de lasa mafonja lotra ka ataoran\'ny bandy ndray avy eo e aleo le kelikely tsaratsara reny ihany
34. rakotokely
(
28/05/2005 13:50)
ny fiejry sy ny vavanh'ny fiaramonina dia mahita sy mitey fona , na dia manao ny atao hoe tsara fona aza ianao isan'andro , na mikaly aza anie ianao dia mahita lazaina fona ny manodidina e , aza mirara izany fa rehefa vizanireo dia mangina e