OP aho hoe
1. kristian
(
19/10/2004 07:12)
inona marina moa no andraikitry ny OP eto amin\'ity serasera ity satria ny zava misy miseho eto isan\'andro dia mampiteny irery mihitsy.
Tsy miteny ratsy tsy miresaka tsy maotina fa tonga dia \" VOADAKA\".Raha vao namana akaiky anareo ,indrindra fa ianareo any ivelany,na hita izao aza fa tsy mety dia ahitsihitsy eo fa raha ny avy aty DAGO tonga dia voakiky tsotra izao. Amin\'izay indray dia tsy
mba indray mandeha fa mateti-piseho mihitsy ny toy izany.Fantatray avy ny fihavianareo OP saingy ianareo any an-dafy no tena olana aminay ary angamba izany no tsy dia hisian\'ny OP DAGO.Misy OP zay niresaka taminay ary tena sarotra be ny miresaka aminy satria dia tena tokony tsy OP ny ataony
Sanatria tsy fitiavana namana fa kosa mba hijerena ny ho avy e sy hanatsarana ity namana .serasera ity.
\"AHOANA NO MBA HEVITRAO NAMANA SY NAMAKO\"

répondu par fijo le 28/10/2004 22:22
2. chipie1
(
19/10/2004 07:16)
iza ndray no nilaza fa tsy misy OP avy any dago?? misy de misy tokoa ao!!!
3. ravatorano
(
19/10/2004 08:18)
marina fa misy OP tokoa avy aty Dago fa tsy fantatr i Kristian saingy mety tsy mitovy ny isany.
Momba ity OP ity moa defa be ny resaka nandeha teny ho eny ary efa samy efa nanatsipazana teny avokoa ny namana rehetra tamin izany indrindra isika mpitsaty ireo.
Azo harenina daholo anefa ny zavatra rehetra ary ilaina ny OP fa kosa mba mila hentitra fa tsy hitsikomba :-P :-P :-P araky ny voalazan i Kristian izay ary kosa mba mila malefaka :wink: rehefa miresaka na mampianatra izay namana tsy mbola mahy ilay fika eo amin ny tsaty izany.
Fa izao anefa misy kosa namana tonga hanadala sy hanompa no alehany ao ka dia ireny kosa d ialany tsiny fa daka b no azony :-D :-D :-D ary ataoko fa itambaran ny b sy ny maro izay satria ny room d hifaneraserana hifampitana vao2 sy hitadiavana namana mahafinaritra .

4. ralay
(
19/10/2004 09:44)
Marina fa efa niezahana tokoa ny hampitombo ny OP avy any dago mba tsy hisian\'io fiheverana hoe avy any ivelany daholo ny Op eto @ tchat nefa mety tsy nahafapo ny tsirairay izany satria dia aleo tsorina fa tsy nahita namana afaka atao OP izahay hatramin\'izao ankoatr\'ireo, ka raha misy namana fantatrareo ka tokony hatao OP avy any dago ka mahafeno ny critère ilaina amin\'izany dia aza misalasala milaza @ tompon\'andraikitra na @ ireo OP koa izay afaka hampita ny hafatra.
Ny momban\'ny hoe daka tsy misy antony indray dia ataoko angamba fa misy antony avokoa matoa misy ny daka nefa izany dia miankina @ OP tsirairay no manome ny antony sy mampitandrina alohan\'ny handakana namana ka raha misy tsy mazava amin\'izay voadaka ny antony nandakan\'ny OP azy dia afaka manontany azy izy fa ataoko fa tsy misy ohatran\'ny firesahana no mahavaha ny olana.
Isaorako manokana an\'i Kristian koa tsy nisalasala nilaza ny fahitanao ny zavamisy fa izany no fomba mety hampandroso ity seraseratsika ity

5. hery
(
19/10/2004 09:54)
Manahoana daholo,
Misaotra an\'i Kristian tokoa tamin\'ny tsikera sy ny sisa... dia misaotra ireo namana efa namaly. Misaotra an\'i ralay tamin\'ny fanazavana fanampiny. Tsy misy zavatra firy holazaina afatsy ny hoe raha mitranga izany dia azonao lazaina ny daty sy ny ora satria misy tahiry ny resaka mivantana eto amin\'ny serasera. Eo no ahitanay ny antony nahavoadaka anao.
Ny zavatra iray mety mahavoadaka fa tsy dia mazava matetika dia ny momba ny solonanarana. Raha vao miova ho anonyme ny solonanarana dia milaza ny OP hoe ovay hafa. Matetika efa misy tompony ny solonanarana ampiasainao matoa miova ho anonyme dia ovaina fotsiny dia mety.
Resaka hoe Dago sy tsy Dago, arak\'io nolazain\'i ralay io. Vitsy ny olona any Dago mahavita manaraka ilay fepetra takiana amin\'ny OP. Voalohany amin\'izany aloha dia tsy ny OP no mifidy ho OP fa izay hita mijanona ela sy mandray anjara maharitra na matetika dia anontanianay raha mazoto ny ho OP. Raha ohatra ka efa toa izany ianao kanefa mbola tsy nisy niresaka taminao dia azonao atao ny mangataka ny hanampy anay hiandraikitra io chat io satria izahay dia miandry hatrany tokoa namana hanampy.
Misaotra e.
hery

6. xxx
(
19/10/2004 18:54)
:-D :-D :-D hery mairo be ny Op aaaaa misy ao fa mba jero ny tahiry éééééé mba hajaranao kosany izany fa zay tsy hary hatadidy anizany hoatramisy ankizy mikoty joba na maka Pv de voadaka ka aona zany hery inona no ma havalinao @ zay mba valio we 8O 8O :-D :-D mino za fa tsy hahita havaly enao @ zany hoatrafotsiny zany andrimatoa hery de mba hataovy milay ééé asio tsiky hatrany fa aza asiana :P daka :-D :-D :P :P , tsy hoe vitsy rahery ankizy fa ry zareo tsymahavita ny hifamila kiso zay akambany no tenamarina , fa ny ahy dia hoe tokony handinika tsraisikazay vao manao zavatra dia tokony hifanaja ééé zay ihnay agambany dia mila ho malefaka harakany voalzany zoky be ravatorano izay no tena izy nyOp mantsy @ ko dia endrikiny tranokala ka tokony hoza fitaratrany kil ny op zay ééééé :-* :-* :-* tsiky dia tsiky hatrany éééé
7. fijo
(
19/10/2004 19:42)
tena manahirana be ny mamaky an\'i XXX io ambony io satria dia tena tsy ao ilay teny gasiny.(azafady ry namana fa tena fanina aho vao nahazo ny tianao lazaina).za aloha tsy haiko izany OP izany.fa raha misy izany olana izany dia io voalazan\'i hery io no vahaolana tsara.amin\'izay tsy hafaka mamaly ilay \"nandaka be\" avy hatrany.tsy tia sivana aho satria mamehy ny fahafahana io,nefa koa tsy mety ny milaza zavatra tsy misy porofo.
dia samia mifanaja sy mandinika ny ataony e.

8. roxan
(
20/10/2004 06:47)
salama e!
Na dia saika tsy hamaly aza dia handray fitenenana kely :tsy sanatria atao hifanolanana fa hanitsiana ny manaraka e
Voaraiko ny resaka rehetra ary tafaresaka tamin\'i \" Kristian \" ny tena .Misy marina daholo na ny voalazantsika eto na ny voalazany fa ny tiako hambara de rano raraka ,vilany mitongilana ary zay tsy mety arenina e.
Zaho dia miaiky fa sarotra ilay andraikitra ary ny mety amiko tsy mety amin\'ny namana sasany nefa aoka samy handray am-pitsikiana zany mba hanatsarantsika hatrany ity seraserantsika namana ity.Aoka kosa anefa isika samy ahatsiaro tsara fa tsy hoe \"tsy fitiavana \" no nanaovana izany fa tamim-piralahiana tokoa noho ity SITE ity zay tsy isika irery no mijery ity sy mampiasa ity fa jeren\'izao tontolo izao ny toetrantsika mampiasa azy ary mbola sambany amin\'ny tsaty malagasy rehetra ity tsatintsika ahitana fifampifehezana matotra hatramin\'izao.
Tompon\'andraikitra tamin\'ny andraikitra no raisiny ny tsirairay ary raha tsy araka ny eritreritrao dia afaka mifanakalo hevitra tsara fa tsy ny fanaovana an-dolompo no hanatsara ny ho avy e
Zaho dia efa nifampiresaka tamin\'ny maro taminareo momba ity tsaty sy ny OP ity ary mbola vonona ihany koa raha sitrakareo fa kosa ny angatahana dia am-piralahiana tanteraka no hanaovantsika izany.
Misaotra e!
:* :*

9. hery
(
20/10/2004 16:46)
xxx> ka ny blem dia ilay OP no kotinareo kou :) aiza no tsy ho voadaka?
Misy koa ny namana rehefa anaovana pv maloto dia mitaraina dia mandefa copier-coller dia mety izay no iafarany :D daka ambavafo.
Tsiky foana no eto kah. Izay miakatra ihany no mitaraina. Bizz ra maka :)

10. fijo
(
20/10/2004 21:35)
hery>marina io voalaza\'i ramaso io.zo ny mikoty OP.fa tandremo.zoan\'ny OP koa ny manda ary tokony hajaina io fandavany io .(hialana amin\'ny daka be).
VAHA OLANA/
raha izay no olana ,satria araka ny voalazan\'i roxan dia nisy ilay zavatra.maninona raha hovana ny fomba fiasa.ka manomboka izao dia mila OP roa na telo no miara mihaiky fa tsy tokony tanana ilay hevitra vao fafana.asa aloha fa hevitra io.

11. ikaretsaka
(
21/10/2004 03:02)
izay mihitsy.. manontany aloha vao mandaka fa tsy efa manitsak avao manoa azafady
15. hery
(
22/10/2004 08:28)
fijo> ikaretsaka>
Tena efa izany mihitsy no zava-misy ao. Tsy misy op tonga dia mandaka izany raha tsy efa fantatry ny sasany. Surtout raha resaka PV ilay izy.
Ohatra fotsiny vao omaly maraina nantsoin\'ny OP anakiray TEL mihitsy alohan\'ny handakany olona iray... dia izaho no niditra na dia tany antrano aza.
Efa misy fiaraha-miasa matotra ao... Tsy voatery ho hitanareo ety ivelany akory izany. Matoa misy olona voadaka d\'office (zon\'ny op izany) dia satria efa nisy histoire... izay tsy voatery ho hitan\'ny olona nahita ny tapatapaky ny histoire fotsiny koa.
Misy olona vao miditra dia miteny hoe maninona i anona no dakana... kanefa tsy fantany fa efa resaka lava be nandritra ny herinandro maromaro no antony nandakana azy.
Raha misy voadaka tsy andrariny dia mitenena aminay wah fa jerena ny archives sns.

16. bichette
(
22/10/2004 08:54)
O ry reto a ! tsy haiko na efa voalaza teo aloha fa ny connexion ao dago toa manahirana be ihany, any amin\'ny toeran-kafa ihany koa matetika. Misy 5 minitra vao tafiditra. Misy mivadika anonyme ilay ps, ela be anefa vao hitany fa nivadika anonyme izy nohon\'ny connexion-ny tsy tonga lafatra. maharitra 2 mn na mahery indraindray, nefa tao anatin\'izany fotoana izany efa nisy OP nampitandrina fa tsy maintsy miova solonanarana izy raha tsy izany voadaka. tsy mbola voarain\'ilay nivadika anonyme anefa ilay fampitandremana no efa voadaka izy. Tsy voarainy izany ilay fampitandremana ary tsy hitany ihany koa fa nivadika anonyme izy.
Mba omeo \"marge\" , fotoana lavalava ireo anonyme ry namana a ! :D

18. fyjl
(
22/10/2004 13:52)
Marina ny tenin\'i bichette fa @ zay fotoana izay tsara kokoa raha kick-ena ilay olona satria na hiditra ary izy refaveo dia tsy tafiditra mihintsy satria mbola connecté ilay ps teo aloha. Efa tratran\'io za fa nangataka mihintsy mba ho dakana vao tafiditra.