Hay tenna mbola mitohy ihany ity resaka ity fa tsy mbola milamina izany matoa mitohy. Marina ny voalazan\'i bichette io fa tsy tokony hi-precipiter isika handaka olona iray nivadika anonyme fa ny hafantarana azy dia andrasana izy hiresaka aloha dia resahana moramora sy hatoro ny fomba atao mba hivoaka hanova ny PS-ny. Raha mamaly moa izy ka tsy mivoaka dia izay ilay ataontsika hoe manao be marenina dia efa hainareo ny tohiny. Raha ohatra kosa anefa milaza ilay olona fa elabe vao tafiditra fa mba aoka ho @ zao dia tsotra ny hanaovana azy akarina ho OP vety² izy dia asaina manova n PS-ny dia avy eo ampidinitsika indray dia milamina ny tantara fa aza asiana olana sy resaka intsony ny amin\'iny e! sa ahoana hoy ianareo ry namana isany?
Raha ilay resaka hevitra fafana indray dia hafa iny ra fijo fa ohatry ny mifangaro be izy izany. Efa misy admin maro² mintsy mandinika vao manala ny hevitra tokony hesorina fa ity resaka OP ity hafa mihintsy.
Ny resaka fikotina OP indray dia tsy voarara iny fa kosa manana ny zony ohatry ny ol rehetra handà koa ny OP kotina ka rehefa mba tsy te hanohy intsony ilay olona kotina dia aoka mba hajaina izany sinon manana arme fiarovantena kely izy ka aza omena tsiny raha mi-insiste loatra ianao