A votre avis?
1. jhouhlambout
(
18/10/2004 20:11)
Aminareo,Inona ny tena sarotra kokoa:
-Ny manorina fitiavana
sa
-Ny mitazona ny fitiavana
:?
-Ny manorina fitiavana
sa
-Ny mitazona ny fitiavana
:?
répondu par fijo le 09/02/2005 22:05
2. fijo
(
18/10/2004 21:41)
ny mitazona.ny mikoty anie mora e.fa rehefa azo ilay izy dia eo amin\'izay ny olana.
3. chipie1
(
19/10/2004 07:03)
ça depend , raha sipa azonao eny aminy sisiny reny kousa ve? mety ho sarotsarotra iany no itazona azy.
4. atmos
(
19/10/2004 17:59)
Amin\'ny sisiny ahoana moa ry chipie1? Aiza no misy azo alaina @ sisiny zany? tsy ho sisiny fotsiny koa ve ny fitiavana @ zany? Ka na aiza izy no azo, matoa izy no nokôtina fa tsy sipa hafa, misy fitiavana kely ihany ao. Sa ilay fitiavana kely no lazainao hoe sisiny? Ohatry ny lafarina sy ny karbonetra ange ny fitiavana e, rehefa karakaraina sy tandrovana dia mitombo fa tsy voatery tonga de ho fitiavana be diena voalohany.
5. ramoul
(
19/10/2004 20:44)
sarota dôly ny mitazona an\' izy ro ra mandinika nareo.
Dinio tsara mintsy nge é, fa zah tsy mahay manazava anazy alou! :lol:
Dinio tsara mintsy nge é, fa zah tsy mahay manazava anazy alou! :lol:
7. besoiiin
(
19/10/2004 21:05)
aza mivaky lou @zany ry jlambotou a! mandeha ho azy io! refa tsy voatazona sy tsy voaorina izy izay dia aleo indray mitady hafa e!
10. six
(
20/10/2004 11:27)
o ry jhouhl a! refa mora ny 1 d sarotra v ny 1? d na zany aza d refa ts tafa le sarotra d any am le mora manarina, oatsa we sarotra le mtazona d le maka ny mora am toi d ts koi e ! :-D
11. vegas
(
20/10/2004 15:58)
fijo & ramaso blavô! ny mitazona zavatra ela mintsy no sarotra.
chipie1> hihihi atao inona ho tazomina ko? eh zany izy oe teny amin\'ny sisiny, ny hialana aminy no zao mety ho sarotsarotsa.
chipie1> hihihi atao inona ho tazomina ko? eh zany izy oe teny amin\'ny sisiny, ny hialana aminy no zao mety ho sarotsarotsa.
12. jhouhlambout
(
20/10/2004 17:50)
Raha azoko tsara izany ny efa voalaza teo ambony dia sarotra ny mitazona? Angamba ny mety mahatonga izany dia samy mahay mandainga daholo @ voalohany rehefa manorina ilay fitiavana, dia avy eo mipoitra tsikelikely ny toetra ratsy vitsivitsy ka lasa tsy voatana intsony ilay izy...Mh?
13. vegas
(
20/10/2004 18:12)
jhouhlambout> marina iany koa, nefa tokony ekena zany refa tinao lé olona, sa ve tsy diso zany?
15. rvoulah
(
20/10/2004 18:15)
amiko ny mitazona ny fitiavana no sarotra.
nefa rehefa mifankatia sy mifampayoky de tsy miys olana zany fa mnde mora ka
nefa rehefa mifankatia sy mifampayoky de tsy miys olana zany fa mnde mora ka