A votre avis?
22. yonikafopl
(
29/10/2004 17:53)
ramaso sy fijo wa tena tsssssssss
ny natao ange de le fikotina e!! vita le fikotina de ialana amzay :^)
ny natao ange de le fikotina e!! vita le fikotina de ialana amzay :^)
23. poupounesana
(
31/10/2004 08:59)
ny mitazona olon-tiana no sarotra fa rah ilay fitiavana en tant que sentiment alou d ndray2 aza iny tiana esorina fa mampijaly loatra kanefa tsy mety miala!
25. ccool
(
04/11/2004 06:38)
ny amiko maokana aloha dia ny mitazona ftiavana no tena saota satria ny fitiavana mantsy dia mila fikolokolona fatratra,mila taizana.Tsy maintsy atao fona mantsy izay maha tsaratsara ny fitiavana,mba hahamafy orina azy satria raha fitia tsy mafy orina dia mora rava vetivety,..ny fankampanahy sy ny aitraitra matsy dia maro dia maro eto @ ity tany hiainantsika ity.
29. jhouhlambout
(
26/01/2005 11:18)
Zay mihintsy, manjary lasa mavesatra be eo dia tapaka ny tanana :-D
31. kilimity1
(
26/01/2005 16:33)
Amiko samy mora daholo ireo fa ny tena sarotra dia ny mandrava azy. Diniho tsara ange e.
34. fijo
(
02/02/2005 23:47)
ka amin'izay anie reha mihaona manaraka dia hoe za tsy niala fa mbola sahirana fotsiny ka
36. Nananie
(
07/02/2005 12:44)
Ny mitazona no tena sarotra.Ny fankampanahy feno de feno ary miôdiôdy eo kou! :-o
37. xxx
(
07/02/2005 16:56)
Nananie> Afaka tazomina foana ange io na betsaka aza ny fakam-panahy e. Ny eto tsy ariana fa ny ary alaina ihany.