Mba andramo fa tsara hono

1. vegas ( 17/10/2004 15:35)
ZONE ROSE - Recette délicieuse...
Ingrédients :
- Un lit chaud
- 2 corps différents (préalablement lavé)
- 500 grammes de caresses (ou plus)
- 50 grammes de baisers (ou plus)
- 1 banane pas trop mûre
- 2 kiwis
- 2 pamplemousses (grosseur à volonté)
- 1 four préchauffé à feux doux
Préparation :

- Introduire les 2 corps dans un lit chaud avec 50 grammes ou plus de baisers
- Enduire la surface des corps avec 500 grammes ou plus de caresses (en ajouter si pas assez sucré)
- Couvrir ces mêmes corps, en particulier la banane jusqu\'à saturation (attention; ne pas faire de blanc en neige) avec la banane?
- Agitez, avec ménagement, les 2 pamplemousses, les faire dorer très légèrement sans les faire rougir
- Mettre la banane, préalablement chauffé, du bout des doigts dans le four a température ambiante Essentiel : laisser les 2 kiwis non pelées à l\'extérieur
- Maneuvrer la banane très délicatement en va et vient. La sortir de temps à autre et la retourner, afin de contrôler la cuisson : ceci fin qu\'elle ne perdent pas son jus.
- Extraire le jus de la banane, qui lui, doit rester dans le four.Retirer celle-ci avec légèreté.
-Pour achever le gâteau, laissez macérer dans les mains ou essuyer le surplus avec la langue, ceci étant laisser le choix à la cuisinière.
- Laissez refroidir.
- Démouler 9 mois après.
Ne pas omettre de recommencer fréquemment la recette afin d\'en savourer chaque fois davantage le goût.



répondu par fijo le 19/01/2005 23:14
2. ikaretsaka ( 17/10/2004 17:41)
mampibotsina kibo tokoa ilay izy.. fa mahavoky ve
3. tenio ( 18/10/2004 13:42)
Hihihihihihi!
4. mijo ( 18/10/2004 14:23)
Tsy maintsy sady mamaky aho no manao fampiarana fa lava loatra.
5. six ( 18/10/2004 14:39)
kôzy v?
6. vegas ( 18/10/2004 16:37)
ikaretsaka> tô kaly mahanôna hono io knou.
mijo> de nanaona ry akama? reussi ve sa mantamoaka? hihihi
7. ramoul ( 18/10/2004 19:17)
ka refa avy manao an\' io kaly io nge ono mila minana yaourt am\' dessera é! :lol: fa sinon tena mahavoky mintsy io ary le corps anakiray no tena satisfait :-D :-D :-D
8. tsilan ( 18/10/2004 20:59)
Nga tsy mila serivieta de lit nareo amin\'io?
9. fijo ( 18/10/2004 22:53)
tsy mahay teny vazaha nytenanay ka tsy mba hafaka miara mianatra io risety io.
10. xxx ( 19/10/2004 06:38)
toa rehefa te hanao regime mampahiaa no tena tsara manao io resety io angamba ka !
11. nananie ( 19/10/2004 10:43)
pffhihihihi :-D
12. booboo ( 19/10/2004 16:18)
mijo>hihihihi mitovy @ fanontanian\'i vegas kou ny fanontaniako
13. fijo ( 19/10/2004 21:54)
adikao teny gasy hoe mba hianarako sao tsara.
14. besoiiin ( 19/10/2004 23:07)
dikateny malalaka sy tena malagasy ary tsy akinafinafina!

fahafinaretana feno

fangaro ilaina:
-farafara antonona olondroa 1
-lahilahy 1 efa voavaofy sy voadio tsara
-vaiavy 1efa voavaofy sy voadio tsara
-safosafo malefaka bobaka be (na izay tiana)
- oroka mamy maromaro (na izay tiana)
- mahalehilahy miridiridy 1
- bolonga 2
- sakafonjaza 2 ( habehy izay tiana)
- mahavaivavy mitsiranoka1

fomba fanao azy:

- Mirotsaka tsy ampisalasalana eo amparafara ireo olondroa efa voadio sy voavaofy tsara
-Ampiarina avy hatrany ireo oroka mamy maromaro (na izay tiana)
- safosafo malefaka bobaka be manerana ny vatana
......
toizo indray fa reraka b za kou...
15. methode ( 19/10/2004 23:19)
Diso toerana angamba ity lohahevitra ity raha tsy diso aho!!! Sa le mpanoratra azy mihitsy no efa mikorontana ny sainy ka tsy hainy intsony ny manavaka ny sakafo sy ny fandriana????? Hihihihi
16. mumu ( 20/10/2004 11:07)
reto wa tena tssssss
17. besoiiin ( 20/10/2004 14:20)
sakafo ambany foitra io ry methode a!
18. vegas ( 20/10/2004 16:00)
methode> tsy mihinana nga ny ambaninareo? lol
Mba mihinàna iany fa sô be mony avy eo klé. :oops: :oops:
19. fijo ( 20/10/2004 21:59)
methode>raha mitsingolika anie mihinana azy dia lasa sakafo ambony io e. :-P :-P :-P
20. six ( 21/10/2004 10:32)
hihi
:-D :-D :-D :-D :-D :-P

sakafo hono io ry methode a!
mety be sira angamba fa mampangetaheta !!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1975