Mba andramo fa tsara hono

21. fijo ( 21/10/2004 20:16)
io toa sakafo fanaovana regima ko.izay te ahia dia mahazotoa homana o.
22. ccool ( 04/11/2004 06:41)
dia ho vita ao anatin\'ny telo segondra dol ve lesy zany.?
23. ravatorano ( 04/11/2004 06:48)
telo segondra aona kle
maika b zany fa mba lera lera any ihany kah
kaly v d vitaina maikamaika izany manjary tsy mandrezatra tsara avy eo na ho kofon ny sigara
24. fijo ( 04/11/2004 21:02)
izay mihintsy ravato a
25. dezy ( 05/11/2004 13:39)
na eny @ zemaika aza ho aingana be toy izany?? 3 sec.Tsy mbola tafakatra kory ny sotro 1 @ zany klé ny vava anefa efa miandry misokatra fotsiny :-D :-D :-D :-D
26. ikaretsaka ( 06/11/2004 02:15)
3 segondra?? aiza kosa e.. ko raha tsy sous paniers ana basket letsy izy ity ko
27. fijo ( 08/11/2004 23:32)
ka mety efa roa taona kosa lery nisaina an\'io dia nony tonga ilay izy dia telo segondra dia lasa. :-D :-D :-D
28. ja ( 17/01/2005 14:09)
F\'anga raha tsy vokisany ny ambany dia mampisy mony?
ny ahy aloha ilay safo2 sy oroka mamy b mihitsy teo ambony fandriana no efa nandramako fa ilay ......mbola tsy e!
:* :* :* :-*
Ireo zay e!
29. fijo ( 17/01/2005 23:43)
ja mila ahy izany ianao ko.ny ahy koa izay ihany fa tsy mbola.
30. ja ( 18/01/2005 09:04)
tsy aleo ve ry fijo miandry?izay maharitra hono vadin\'andriana e!
tonga dia voa mihamilay rehefa tonga aty izy?
31. caramel ( 19/01/2005 11:58)
Milay b fa tsy tiako atao! :wink:
32. fijo ( 19/01/2005 23:14)
caramel aleo mihinana baombao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2001