Mr Razafy
1. ludo
(
15/08/2004 19:36)
Sao d mba misy mahay ny tonony?? ao fa meko sopapa kely fotsiny fa zay ny haiko:
Hiombom-pitia aminao aho ra toa sitrakao
hisedra sy hamakivaky zao fiainana izaooo
ra toa ka ianao no hitantana ny diako
ny tokantranoko no zary hasambarana
ho tsiniko v ra toa hanambara
ny fikasako anao mba ho anjara
D tsy haiko ntsony ny tohiny fa misaotra
anao d ampidiro ao@ tononkira azafady!!!

répondu par ludo le 26/08/2004 21:36
7. ludo
(
16/08/2004 15:41)
azafady za tsy masika zany fa ny fomba fiteniko angamba somary entitra f'azafady reeeeee :-D :^)
10. mira
(
17/08/2004 12:06)
aleo ndray ary fa thizako e eny tiako ny miaraka aminao d anjaran'izay hamaly
11. ari.malala
(
17/08/2004 14:04)
Hiombom-pitia aminao aho ra toa sitrakao
hisedra sy hamakivaky zao fiainana izaooo
ra toa ka ianao no hitantana ny diako
Ho sambatra tokoa ny tokantranoko Ny fahoriana ho zary hafaliana
ho tsiniko v ra toa hanambara
ny fikasako anao mba ho anjara
Izany no faniriako
tsy ho afaka an-tsaiko ny endrikao
mamiko eny tiako faniriako ho doria
Ireo zana-tsika rahatrizay
Mbola hanamafy ny fitiavan-tsika indray
Ianao sy ireo no ho ravaky ny tokan-tranoko
Ho saribakoliko ho filalaovako
Hanafaka tokoa ny sorisoriko
Zany hafaliako raha toa tanteraka izany
tsy misy iriako intsony eto an-tany
Ho tonga lafatra ny hasambarana satria ianao
Ilay nofidiako sy efa tiako no hiaraka amiko

12. xxx
(
17/08/2004 14:20)
Ka faly i ludo @ izao tolotr'i ari.malala izao sa mbola hasiaka ihany ?! :twisted: :D