misy "clan" ve ato e ?
1. bichette
(
12/08/2004 12:19)
rehefa manaraka ny fandehan'ny ato aho indraindray dia mahatsikaritra fa ohatran'ny misy "clan-clan" izany, misy olona sasany leferina rehefa manao zavatra tsy mety satria koa namana , ny sasany dia arahina maso akaiky ...; raha diso aho dia ahitsio ry zareo a. Miala tsiny. Misaotra tompoko
répondu par ramaso le 03/09/2004 18:26
2. tsiperifery
(
12/08/2004 12:40)
bichette >Tsy mpiandraikitra za fa namana tsotra toa anao.
Misy 4000 mahery isika "ato" . Arak'izany dia normal ihany amiko raha miforona ny " clan-clan" satria misy namana mahazatra kokoa mihoatra ny namana hafa .
Efa voan'ny "censure" ihany koa angamba ny tenako tato saingy hajaiko ny fanapahan-kevitry ny mpiandraikitra manao izany . Raha niditra ato ny tenako dia efa manaiky mialoha "fanaraha-maso" akaiky raha hilaina izany satria tsy tompony aho fa mpindrana.
Ary manohana hatrany ny mpiandraikitra samihafa anefa satria tsy mora ny manao zavatra ary mahafa-po ahy ny zavamisy ato @ ankapobeny
Mitehaka ho an'i Bichette koa satria tsara ny maneho fitsikerana tsy miafina toy izao ataonao izao rehefa misy zava manjo mba ahafahana mifanakalo hevitra hatrany e !

3. bichette
(
12/08/2004 12:51)
Misaotra tsiperifery a !
Ny tena mba faniriako ato dia mba aoka tsy hitondra fanatafitohinana ho an'ny hafa ny fidirana ato, aoka tsy hitsiry ao anatin'ny fo aman'eritreritra ny namana ny fanirina sy heteheta ny hiala ato amin'ity tranonkala ity rehefa avy niditra namana sy ho mpikambana ato.
4. hery
(
12/08/2004 13:38)
Raha sendra misy zavatra tsy mety tsikaritrareo na ahoana na ahoana, na avy aminay mpitantana na avy amin'ny namana sasany dia azonareo atao hatrany ny manoratra mangingina aty amiko na any amin'ny mpitantana hafa (raha mikasika ahy) dia ezahinay vahana ny olana.
Ilay bambaray be mantsy tsy fantatra hoe nisy inona.
Misaotra an'i bichette manokana.

6. ramoul
(
12/08/2004 19:55)
Isaorako manokana eto i bichette amin'ny zavatra noteneniny teo.
Zah koa mantsy toa mahita an' io zavara io fa tsy dia norarahiko firy fa mihgevitra aho hoe miova eo foana io fa tsy maharitra ela zany.

7. fijo
(
12/08/2004 22:07)
ny clan tsaokalentika aloha dia tsy mialonjafy ka misarika ano hiditra ao koa e.ih,ih,ih
fa lazao ihany marina raha misy zavatra tsapa fa aleo hivoaka dia milamina avy eo.

8. fyjl
(
13/08/2004 07:17)
1 - Misaotra an'i Bichette niteny tsy nisorona. Ary tsy misy hono ny setroka raha tsy misy ny afo.
2 - Ny clan misy ahy aloha dia ny clan NAMANA satria mitovy daholo amiko rehefa namana na lahy na vavy na antitra na tanora.
3 - Misy kosa anefa ireo namana izay manavanana kokoa ny miresaka aminy ka na ny teny avoaka @ izy ireny aza dia hafa noho ny @ ireo tsy dia mahazatra (Efa clan ve zay?).
4 - Raha tena misy kosa izay clan zay, fantatrao ve ny clan misy anao? Inona no mety ho nahatonga an'izay?
5 - Raha miantefa any @ mpitantana fotsiny anefa izany fanamarihana izany dia tiako ny milaza fa tsy misy ny tonga lafatra fa olombelona daholo ihany isika rehetra ka samy mety hanao fahadisoana. Araka io tenin'i hery etsy ambony io tokoa anefa dia tsara ny hametrahana izay hetahetam-po na fanamarihana na fanakianana. Eny fa na mivantana @ ilay olona heverina fa nanao fahadisoana aza zany.
6 - Antsika rehetra izay ity ary "Tokatranon-dandy ka ao anatiny manatevina e!"
7 - Raha momba ny tenako manokana dia aza misalasala milaza raha mahita zavatra tsy mifanaraka @ heritreritra fa ilaiko mihintsy izay
8 - Misaotra sy mankahery antsika rehetra

9. bogosy
(
13/08/2004 09:07)
raha izaho manokana aloha tsy manana clan fa de rehefa misy miresaka amiko de miresaka aho,rehefa misy ny adi-hevitra manao aho ka izao no teniko aminao ry Bichette aza maka lagy am'zany fa ireo heverinao manao clan ireo ange tsy midika fa tsy tia anao e!
asa aloha!
tandremo sao kivy de miala an!
asa aloha!
tandremo sao kivy de miala an!
10. bichette
(
13/08/2004 12:59)
Misaotra anareo namaly sy nanambara ny hevitrareo.
Mampahery tokoa ny valinteninareo ary dia mankasitraka tanteraka tompoko o!
Nipetraka moa ny fanontaninana hoe clan aiza aho : tsy manana clan mihitsy aho hi hi hi marina izany a ! tsy manana fahavalo koa, marina fa misy olona izay manavanana ahy fotsiny sy hoe namana hiresahako bebe kokoa nohon'ny rehetra fa tsy midika izany hoe manana clan aho.
aza matahoatra ianao bogosy fa eto foana aho aloha hi hi hi :wink:
11. bichette
(
13/08/2004 13:01)
Fyjl, ny firesahina bebe kokoa amin'ny hafa dia tsy midika fa hoe manao clan ..; eritreritra nandalo fotsiny e ! :P
12. olly
(
15/08/2004 00:34)
diso ve ny tenako raha hilaza fa tsapa ho misy clan tokoa ato :?: :?
misy ny clan \'izay fatra-panenjika etsy andaniny :lol: , mampiseho izany fa misy ratsy hatrany manodidina anao mitady hisompatra sy mihevitra anao ho tsinontsinona :( (dans tous les sens hiheverany anao, amin\'ny mots tiany hampiasaina rehetra , na marina ireny na tsia , dia fahoanifahoany fotsiny ! :P )
fa na be isa aza ireny sy be teny , dia tsy olana izany e ! madio sy hasiny kokoa ny enjehina amin\'ny tsy rariny toa izay ny ratsy manenjika anao :) ,
misy ny atao hoe namana (???) ary misy ny atao hoe \"tena namana \" .

13. kally
(
15/08/2004 09:38)
Hay va re ka misy manao ara-fanenjika ato e!toa tsy hita taratra kah!sa ...?
14. fijo
(
16/08/2004 23:31)
ka bichette kosa anie tsara tarehy ka aiza izahay no tsy hanenjika e.dia ho diso ve za raha manenjika andry?
15. sambatra73
(
17/08/2004 12:41)
zà aloa d anisan'ny clan'ny tendan-kanina, ka iditra v i bichette?? Tsy ferana manko ny isan'ny namana ao :-*
Fa misy kosa aloa ny fiseraserana matetika, ka tsy magaga rà misy mtovy feeling d somary miresaka miaraka, nefa nge refa anotanina d mizara resaka iany refa samy eo e, sauf angà oe ny any @ balcon mtazatazana foutss ao, na mialokalokao ambadikao???

16. bichette
(
17/08/2004 12:56)
fijo, aza miteniteny foana eo, ohatran'ny mba efa nahita ahy ery ity ianao :-P
sambatra73 > :-D
sambatra73 > :-D
17. fijo
(
17/08/2004 21:33)
ndry fa ngaha hadino sahady ny tany vichy.ny sipa marina mora manadino an.