misy "clan" ve ato e ?

21. lanto ( 18/08/2004 10:06)
sambatra> ary clan anakiray rehefa alinalina ? iny koa tsimialonjafy :-D
22. fijo ( 18/08/2004 21:00)
bichette efa eto aho ka.indry anie tsy milalao fanenjika fa ilay hatsaran tarehindry no mahatonga ny namana hanenjika an dry e.izany rehefa te ho manja ka.ih,ih,ih
23. bichette ( 19/08/2004 14:25)
din kosa ity fijo !
ramaso, tsy misy ifanenjehina ny @ bichette ka ! aza miasa loha ny @izany ianao e ! hi hi hi hi hi
24. bichette ( 19/08/2004 14:27)
hisaorako eto ny tsirairay nilaza ny heviny ary namaly teto. :-*
25. fijo ( 19/08/2004 19:56)
bichette>din ahoana ary,tsy jamba kosa anie izahay e.manjakely toa io kosa ve dia avela handeha irery,tsy fahotana be hoanay izany.raha misy maninona any ianao dia izahay ihany no halahelo eo.an an aleo ihany aterina raha azo atao fa sao mahadiso ka.
26. fatsoraly ( 19/08/2004 23:25)
fijo sy bichette> aza manao fanenjika fa kilalao hafa atao. Ohatra hoe...."izay tsy mikipy tsy asiko o!"
27. bichette ( 20/08/2004 12:20)
fijo > mba moramora wa ! samy manana ny fijeriny ange ny olona e, ianao mahita ahy manjakely, i fatsoraly sy ramaso mety mahita ahy ratsykely.....
fatsoraly > misaotra amin'ilay hevitra hi hi hi !!!
ramaso > aza asina clan izany wa ato e ! :o
28. tenio ( 20/08/2004 14:55)
Za aloha clan'ilay mpanjono amin'ny alina atsy amin'ny tchat e! Malalaka ny fidirana ho mpiakambana ho ani'izay te hiditra.
29. bogosy ( 23/08/2004 08:23)
hitanao zay ry bichette rehefa tsy nihafahafa de zao enao lasa be mpiresaka :lol:
30. bichette ( 23/08/2004 15:55)
bogosy, merci hi hi hi za klou tsy mbô nihafahafa e :wink:
31. donemaskit ( 24/08/2004 20:55)
:lol: ka misy clan ihany ny iafaràny sa aona ? :roll:
32. fijo ( 24/08/2004 21:39)
bichette>ka fijeriko io fa ny an'ny hafa tsy haiko ka.ny ahy ihany no lazaiko.za mahita hoe manjakely ka raha misy mahita ny mifanohitra amin'izay dia tokony miteny koa e.
33. bichette ( 25/08/2004 06:26)
fijo > ok ok ok
ramaso > tsy misy olana mihitsy fa tsy hoe clan fa fiaraha-miasa angaha
34. mimich ( 25/08/2004 10:22)
resaka clan, toa tsy dia hitako taratra loatra fa arakaraky ny fidirana matetika eto sy ny fifampiresahana ary ny reska mandeha sy ny fomba firesaky ny ts-1-1no mahatonga ilay hoe misy mahavantana kokoa ny miresaka aminy.
35. fijo ( 25/08/2004 20:15)
mimich>marina be io.fa manja i bichette an.
36. bichette ( 26/08/2004 06:11)
hi hi hi fijo ! avelao amin'izay aloha ilay hoe bichette e ! hi hih i
37. bogosy ( 26/08/2004 12:07)
bichette> aiza moa enao amelan fijo fa enao manao hi hi hi ihany no sady miteny azy
fa manja kely tokoa ve i bichette e!
38. bichette ( 26/08/2004 12:22)
bogosy > raha tena bogany ianao dia manjakely aho :-D
:roll: fijo > ahoana klou lay wé manja e ????? :wink: :roll: :-o
39. fijo ( 26/08/2004 21:46)
bichette>avelao amin'izay???tsy haindry ngaha ilay fiteny hoe "tano raha tsara valy e".ih,ih,ih
ilay hoe manja dia tsara tarehy sy mahafinaritra.
bogosy raha te ahita an'i bichette dia jereo ny tatitra tamin'ny RNS tany vichy.dia mankafiza letsy e.
40. bichette ( 27/08/2004 06:23)
fijo > STP shuuuttttt !!!!! aza resahina intsony moa lay bichette e ! ekeko izany fa manja aho raha izany no tian'i fijo ao moa e ! avelao lay bichette :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1486