Fanamboarana madinidinika
1. hery
(
08/08/2004 19:38)
Hisedra fanamboarana madinidinika ny serasera.org rehetra mandritra ity herinandro ity. Nolazain'ny mpitantana ny lohamilina fa miha mavesatra loatra ny site ka mila havaozina kely. Mety hisy fiantraikany na amin'ny hafainganana izany na amin'ny hatsaran'ny zavatra mitranga eto. Inoana fa hifanohana hatrany isika amin'izany fanatsarana izany.
Inoana fa afaka herinandro toa izao dia hilamina tsara daholo ny zavatra rehetra. Isaorana be dia be ianareo noho ny fifanampiana hatrany.
Hery
"Tsiky dia ampy"
Inoana fa afaka herinandro toa izao dia hilamina tsara daholo ny zavatra rehetra. Isaorana be dia be ianareo noho ny fifanampiana hatrany.
Hery
"Tsiky dia ampy"
répondu par hery le 22/08/2004 15:53
2. sipagasy
(
08/08/2004 19:55)
Koa ianao no isaorana be dia be kouu, dia aza miary tory alina be loatra é! :lol: na dia efa tsy misy feeling azany.
3. dotmg
(
09/08/2004 13:15)
Izaho ho aho miditra namana. serasera. org dia avy eo manaraka ilay rohy mankaty @ forum. serasera. org dia tsy fantany intsony hoe efa nampiditra solonanarana aho.
Tsy azo atao koa ve ry Hery ny mitadidy ny solonanarana @ solosaina? Dia rehefa tsy miala @ farany dia mba tadidiny. Amin' izay mba any @ cyber ihany no manatsofotsofoka an' io.
Ny antsika mantsy tsy hoe banky na governemanta ka hoe saro-pady be ilay tenimiafina. Sady jereo ireo vita vahiny toy ny Wiki na Phpnuke fa tsy sarotiny izany.

4. hery
(
09/08/2004 13:23)
OK dotmg, jerena akaiky io amin'izao fanamboarana madinidinika atao izao.
Misaotra @ sosokevitra rehetra e.
http://forum.serasera.org/index.php?rub=viewtopic&topid=t3f0524287ddd2 raha hampiditra sosokevitra.
Misaotra @ sosokevitra rehetra e.
http://forum.serasera.org/index.php?rub=viewtopic&topid=t3f0524287ddd2 raha hampiditra sosokevitra.
5. ramoul
(
09/08/2004 20:38)
Dia misaotra am' fampahatsihaivana ry hery à.
Dia makahery anareo zany zah mba ho vita aloha ny fanamboarana.
Mazotoa :wink:
Dia makahery anareo zany zah mba ho vita aloha ny fanamboarana.
Mazotoa :wink:
6. methode
(
10/08/2004 23:42)
Misaotra an'i Hery aloha amin'ny Ezaka e!!! Raha ohatra mahita hevitra izahay dia miteny ihany!!!!
7. fijo
(
11/08/2004 22:47)
dotmg>za koa dia voa toa io nahazo anao io fa mino aho fa ilay fanamboarana voalaza ery ambony no mahatonga izany.
8. sambatra73
(
17/08/2004 12:50)
Mbola anaty fanamboarana v nareo ry hery??
Zà manko androany d very mitsy: tsisy fidirana astero tsony d tafiditra t@ cgi nefa tsy afa-miresaka fa d ôtry ny omby mjery florà foutsnn (Mac no ampesako an)
D msôtra bdb @ fikarakarana e.
Zà manko androany d very mitsy: tsisy fidirana astero tsony d tafiditra t@ cgi nefa tsy afa-miresaka fa d ôtry ny omby mjery florà foutsnn (Mac no ampesako an)
D msôtra bdb @ fikarakarana e.
10. sambatra73
(
18/08/2004 11:17)
fijo: d nanandrana dray zà fa tsy mety mitsy e. Mitapy eo d refa mitapy entrée zà d vôfafa ny soratro, ôtran'ny maly iany :( d ôtry ny tsy malala fomba nefa meraba dôly ny namana @ zany, zà t-iresaka fa d mtazana foutsnn, ampio zà ry hery a!!! :o
11. hery
(
22/08/2004 15:53)
Ho an'izay mampiasa mac dia azo atao ny mampiasa ircle http://www.ircle.com/ ka ireto ambany ireto ny configuration
serveur : irc.epiknet.org
port : 6667
canal : #serasera
Azoko averina ihany ny astero-chat fa tsy atao eo amin'ny ankavia fa atao amin'ny ankavanana.
serveur : irc.epiknet.org
port : 6667
canal : #serasera
Azoko averina ihany ny astero-chat fa tsy atao eo amin'ny ankavia fa atao amin'ny ankavanana.