fanampinan'anarana malagasy
1. booboo
(
02/08/2004 13:07)
Tanisao daholo izay fantatrareo miaraka amin'ny dikany( na lehilahy na vehivavy ).
Raha mba misy mahay kay inona no dikan'ilay " Eja " ?
Raha mba misy mahay kay inona no dikan'ilay " Eja " ?
répondu par VELOMIAH le 01/04/2011 12:48
2. ari.malala
(
02/08/2004 13:58)
Ilay dikany tadiavina ve dikany @ teny malagasy ihany sa @ teny vahiny? ilay hoe Eja aloha tsy haiko ê!
5. cowboy
(
02/08/2004 16:45)
Ny Eja = kanto, tsara sy ny sisa,
raha mila fanazavana fanampiny dia jereo www.nyeja.ht.st
ary aza hadino koa mazava ho azy ny www.malagasy.ht.st/cardindex.php
_/ a perfect afternoon, a nice night()
°_>°
raha mila fanazavana fanampiny dia jereo www.nyeja.ht.st
ary aza hadino koa mazava ho azy ny www.malagasy.ht.st/cardindex.php
_/ a perfect afternoon, a nice night()
°_>°
6. pitchou
(
02/08/2004 17:42)
Johary= lehilahy ho an'ny sasany, masoandro ho an'ny sasany
Safidy= tsy tonga tsy nampoizina fa natao fanahy iniana
Safidy= tsy tonga tsy nampoizina fa natao fanahy iniana
7. kitjo
(
02/08/2004 18:04)
ity misy dikan' ny fanampinan' arana malagasy.
T@io site io vao fatako ny dikan' ny anarako,hihihi
http://perso.wanadoo.fr/prenoms-reunion/ethniques/malgaches/malgaches.htm
T@io site io vao fatako ny dikan' ny anarako,hihihi
http://perso.wanadoo.fr/prenoms-reunion/ethniques/malgaches/malgaches.htm
8. loockx
(
03/08/2004 03:56)
Fa misy fanampin'anarana 1 tsy mety haiko ze tena dikany, sady tsy hitako ao @ le site voalaza teo : Zoly. Mba lazalazao ze mahafantatra ny hevitr'le anarana e !
9. kitjo
(
03/08/2004 04:45)
Mmhh, tena tsy haiko izany ry loockx
Mety hitovy2 @ hoe Oly angamba???
TY ndray raha hijery anarana fts fa tsy ao aloh any dikany e
http://www4.ncsu.edu/~mrabera2/anarana.html
Mety hitovy2 @ hoe Oly angamba???
TY ndray raha hijery anarana fts fa tsy ao aloh any dikany e
http://www4.ncsu.edu/~mrabera2/anarana.html
10. booboo
(
03/08/2004 06:12)
kitjo>hihihihi
tsy haiko koa ny dikan'ilay Zoly, fa mandra-paha aloha "Noro"=lumière céleste
tsy haiko koa ny dikan'ilay Zoly, fa mandra-paha aloha "Noro"=lumière céleste
12. loockx
(
03/08/2004 08:27)
Ary Kally miteny io vao mieritreritra zà oe mety hoe joli(e) koa no nohagasiana. Asa aloh e.
14. mimich
(
05/08/2004 14:22)
Ny anarako tao ihany fa hay izany ny dikany, toa misy fahamarinany ihany indraindray
17. fijo
(
25/08/2004 20:12)
ka izay ary no mba ahalalako azy ko.ambatonakanga kay moa ilay izy ka.tsy koi fa fikaliana e.