fanampinan'anarana malagasy

21. tsiperifery ( 26/08/2004 14:06)
mimich> ny anaran-janakao kosa ve dia ho sahinao antsoina toy izany e ! :lol: Mamay lava eo enao hitaiza azy ! hihi
22. mimich ( 27/08/2004 09:56)
ao ary fa poivre latsaka folo e!
23. tsiperifery ( 27/08/2004 11:08)
mimich> tohizo ihany fa hiteniteny foana eo enao ny farany a ! :lol: :lol:
24. kitjo ( 28/08/2004 01:24)
ary mimich? mimi sy fahefany? :-D :-D
25. mimich ( 30/08/2004 10:10)
Tsiperifery> ao fa tsy teny tsony za fa bedy
kitjo> iny ndray no tsy hitako :-D :-D :-D
26. kitjo ( 30/08/2004 14:09)
:°)
27. kitjo ( 31/08/2004 17:19)
ramaso> roa tsika no tsy mahazo :-P :-P

Fa ny anarako tena anarako voalaza tsara ao ilay site voalohany napetrako io k,
ary @ le resaka oe "pseudo' ary misy momba2 ilay hoe kitjo fa tsy dikany
28. VELOMIAH ( 01/04/2011 12:48)
Iza kay no mahalala ny dikan ny anarana hoe FELANA? Mba miandry valiny azafady ô. D merci d^ly an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2592