Antibiotique sy ronono
1. rindranavalona
(
19/07/2004 06:49)
Marina ve fa tsy mahazo misotro ronono, na mihinana produits laitiers, raha mihinana fanafody misy Antibiotique?
répondu par toubib le 23/08/2004 14:26
2. ramoul
(
19/07/2004 12:52)
heu...heu...heu... zay indray alha no tsy haiko fa anontanio amin' ny dokotera.Amiko aloha tô mahazo é!
3. rindranavalona
(
19/07/2004 13:05)
Ka nisy Dokotera nilaza anio, nefa koa Misy Dokotera tsy miombokevitra amin'izany. Ka iza no manana ny marina? Iza moa no Dokotera ato @ namana?
4. dasy
(
19/07/2004 14:29)
toa tsy misy tsy hisotrona ronono, misy antibiotique manome " embarras gastrique " ka raha mihinana laitage miaraka @ dia manahirana ihany, raha tsy manana intolerance ianao dia misotro ronono é
5. ari.malala
(
19/07/2004 14:32)
Efa betsaka ihany ny antibiotiques nasaina nohaniko fa tsy nisy niteny ahy hoe aza misotro ron,ono na produit laitier ko! Sa fanafody mi traiter areina manokana angamba fa mamanay koa izao mihinana fanafody dia misy antibiotique dia tsy mahazo mikasika ronono sy izay rehetra mamofompofona ronono.
7. nananie
(
22/07/2004 13:31)
Ka raha tsy immédiat ny effet de tsy misy dikany kou!
Za alou mbola tsy naheno an'izany e! Fa ny mahagaga marina dia le tsy fihitovizan-kevitra entre dokotera :?: :!:
Za alou mbola tsy naheno an'izany e! Fa ny mahagaga marina dia le tsy fihitovizan-kevitra entre dokotera :?: :!:
8. kinaoly
(
22/07/2004 23:11)
ramaso > sao mba fantome za zany ??? :D , za manko sady misotro ronono no minana antibiotik, de efa tokony ho faty zany za raha marina io :^)
9. rindranavalona
(
26/07/2004 07:22)
Ary misy koa aza ny milaza, fa ny ronono mihintsy no tsy tsara hohanina, mba jereo anie e: http://fantastiquephoenix.free.fr/sante/lait.htm
11. rindranavalona
(
30/07/2004 05:40)
Izaho koa aza mba gaga ko! Nefa hatramin\'izay ... Ahoana anefa ny hevitry ny manampahaizana ato amin\'ny Namana e?
13. dasy
(
04/08/2004 13:25)
rindranavalona : nitady revues scientifiques frantsay , anglisy ary amerikanina aho, nefa tsy nahita io lazainao io , mba omeo ny references scientifiques aho ,
manome antibiot. ny olona vao avy nodidina aho, taona maro ary tsy milaza @ izy ireo hoe aza misotro ronono, raha tena ratsy dia olona maro no efa ...
dasy
manome antibiot. ny olona vao avy nodidina aho, taona maro ary tsy milaza @ izy ireo hoe aza misotro ronono, raha tena ratsy dia olona maro no efa ...
dasy
14. mimich
(
10/08/2004 09:48)
ny ronono aloha tsy haiko e! fa ny yaourt aza matetika conseiilen'ny dokotera hoe hanina rehefa mihinana antibiotique
15. toubib
(
23/08/2004 14:26)
Izao angamba no azoko tenenina ary azonareo inoana tsara fa marina satria azonareo porofoina amin'ny "notice" n'ilay fanafody voakasik'ity resaka ity: araka ny fantatra dia ambony dia ambony ny fatran'ny "calcium" ao anaty ronono. Ny olana anefa dia mifanohitra izy sy ny "tétracycline" (ARY NY TETRACYCLINE IHANY FA NY ANKOATR4IZAY DIA TSY MISY CONTRE INDICATION NA INTERACTION). Ny fanazavana azy dia izao: ny faritra manarakaraka ny vavony ilay antsoina hoe "duodénum" eo amin'ny 2è portion-ny raha ny marimarina kokoa no faritra isian'ny "absorbtion" n'ny tétracycline. Raha misy anefa ny fihinanana "calcium" na sokay hoy ny malagasy miaraka aminy dia tohanan'io (par compétition) hatrany amin'ny 90% na mihoatra io absorption io hany ka tsy hiasa mihitsy ilay fanafody am'zay fotoana izay, voakasik'izany koa ny sakafo be sokay rehetra. Tsy misy akory noho izany ny hoe "intoxication" na "effets indésirables" fa "innéfficacité"n'ny tétracycline fotsiny ihany (aza matahotra) .Azo atao tsara anefa no mampivady ireo saingy ny fotoana ihinanana azy fotsiny no elanelanina adiny roa eo ho eo, dia aza manahy intsony.
Ity anefa mba tsara ho fantatra ihany momba io "tetracycline" io, tsy azo atao ny manome azy io ny vehivavy bevohoka, na ny mampinono ary ny zaza tsy mbola mifo-nify (ie latsaky ny 7 taona). Ny antony kosa dia miraikitra amin'ilay atao hoe "bourgeon dentaire" n'ilay zaza (na dia mbola vao any ambohoka aza izy) ny "tetra" ka manome loko mavo tsy mety afaka intsony amin'ny nifin'ilay zaza mandritra ny androm-piainany.Izay ihany fa tsy mahafaty akory izy amin'io tranga iray io.
Izay retany e! aza adino ny honoraire-ko! Salamà daholo e!