fitiavana daholo zany
1. lema
(
07/07/2004 14:40)
iza no efa raiki-pitia t@ vadin'olona na efa niaraka mihitsy ?
za oua misy sipa efa manana zanaka sy manambady te hiaraka amiko.
inn no fika amizany kay?
za zokiko 15 ans lé sipa nefa zay samy simba l'un pour l'autre
za oua misy sipa efa manana zanaka sy manambady te hiaraka amiko.
inn no fika amizany kay?
za zokiko 15 ans lé sipa nefa zay samy simba l'un pour l'autre
répondu par ramaso le 01/11/2004 22:06
2. sariaka91
(
07/07/2004 15:57)
aza misosy ny ann olona ry lema fa tratran'ny tompony vao wawaway an !
Izay iray na tsy tiany intsony ny vadiny dia misaraka izy, dia libre ny sosy ho anareo mitsam', na mijanona izy dia samy mandeha samy mitady nareo.
Fa nareo samy "simba" ahoana ? Ary tian'i lema ve izy ?

3. nykanto
(
07/07/2004 15:59)
Raha efa manambady izy dia tsy mety ny ataonareo ... satria tsy ianareo roa irery no mifaningotra tantara izao fa efa eo ireo zanany sy ny vadiny.... ny alahelon'ireo olona ireo mbola lehibe noho ny fitiavanareo, ny fifalian'ireo koa mbola lehibe noho ny anareo...hevero izany fa tsy adaladala foana ny fiteny hoe aza mangala-badin'olona.... Ny Kanto.
5. jhouhlambout
(
07/07/2004 16:03)
Rehefa samy simba nareo dia aza manao sacrifice fa tonga dia manararaota!
6. wawawa
(
07/07/2004 16:05)
Ekena hoe tsy maintsy atao ny revy fa mba asiana limite. Avelao izay hikarakara ny famille-ny any. Tianao ve raha efa manana famille ianao dia misy bandy hafa te-hiaraka @ vadinao?
8. yonikafopl
(
07/07/2004 16:19)
mba mahaiza ry lema mipetraka a! aza mnao sarika am-pandriana ny vadin'olona eo? mba ataovy eo @ toeranao tokoa ange e! ny vadinao no misy olona mikasa ny hiaraka aminy!!!!!!!!!!!!!!
10. atmos
(
07/07/2004 21:17)
Ny olona aza atao zay ahazahoana vady ka ry zalahy manana indray no mitady zavatra hanahirana
11. atmos
(
07/07/2004 21:18)
Ny olona aza atao zay ahazahoana vady ka ry zalahy manana indray no mitady zavatra hanahirana
12. methode
(
07/07/2004 21:54)
lema, mba hajao ny an'olona hanajan'ny olona ny anao fa mety hifototra aminao ihany izany!! SAdy izay indray efa zokinao be izany ve!! Mety ho mamanao aza izany! Hihihi
13. fijo
(
07/07/2004 22:58)
lema>raha vita mihafina letsy tsy koi an.izy no tia ka mba tiavo koa e.
15. ari.malala
(
08/07/2004 05:27)
andray koa zany mba torohevitr'ireto! tsy mety izany r'i lema â! he izany izy hoe vadin'olona ko, sady efa manan-janaka koa fanampin'izany! Tsy mora anie r'i lema izany ananan'olona alahelo izany ê! sady handry koa ve ny sainao hampitondra hazofijaliana tsy an'olona akory? ny tiko tenenina dia izao, manam-bady ilay olona hoy ianao, ka raha manan-janaka aminao izany izy dia automatique be zanak'ilay vadiny ara-panjakana ny zanakao, ka ho zakan'ny eritreritrao ve izany? ary raha atao indray hoe ny vadinao no te hitereka aman'olona dia lasa zanakao izany ny zanany s'ilay olona iray, zakan'ny eritreritrao ve? Ataovy am-pisainana izay atao fa tsy mamely zany tadiavinareo atao zany!
16. nathanael
(
08/07/2004 07:36)
Aza misalasala ralema fa idiro izany! tonga ao mahita ny tohiny. Tandremo anefa, mahatanty matoa manao ary lazao an'izay ilay ramatoa.
17. atmos
(
08/07/2004 09:35)
Soa ihany alou fa mba misy an'i ari.malala ato mba handamin-dresaka ry zalah, fa raha ry fijo, ramaso, methode sy nathanael no andasana, lasa very ra-lema
18. atmos
(
08/07/2004 09:37)
Soa ihany alou fa mba misy an'i ari.malala ato mba handamin-dresaka ry zalah, fa raha ry fijo, ramaso, methode sy nathanael no andasana, lasa very ra-lema
19. lema
(
08/07/2004 12:50)
itako reo toro evitra maro samihafa reo fa ho hitako eo zay atao e!
merçi a tous
fa nareo ve mbola tsy sendran'izany mitsy na nahita film nitovitovy?
merçi a tous
fa nareo ve mbola tsy sendran'izany mitsy na nahita film nitovitovy?
20. hendry
(
08/07/2004 14:40)
ary sao dia mba nahita zany t@ film koa ary i Lema dia roboka koa hanao.