fitiavana daholo zany

21. lema ( 08/07/2004 14:49)
tsy hoe film t@ télé anie zany fa mba zé hitanareo tany e!
22. lema ( 08/07/2004 15:26)
ohatra hoe film ny namanareo?
23. pitchou ( 08/07/2004 18:11)
lema! bedy an! inn ary ity lazainao?
24. wawawa ( 08/07/2004 18:16)
vadin'olona??????
25. atmos ( 08/07/2004 22:40)
Ka angamba le vadin'olona efa mba manana experience tsara de mety izay no manaitra an,DraLema
26. wawawa ( 08/07/2004 23:05)
Ka raha question d'experience anie, c'est en forgeant qu'on devient forgeron! Zany hoe samy mety manana experience daholo tot ou tard!
27. fijo ( 09/07/2004 04:59)
lema rehefa tsy hita letsy dia ok an.manky zavatra izy izany.
28. jhouhlambout ( 09/07/2004 09:31)
Zay hoa, mahaiza miafina dia milamina ny tany!! ok!
29. tolotra ( 09/07/2004 10:51)
lema aza miditra @izany fa sipa kely be de be reo ve de ho maty @vadin-olona eo lema,manjary mijaly ilay vadiny hoe nohan i lema ny etana
30. pitchou ( 09/07/2004 17:40)
fa angaha misy zavatra hoanina ao anaty entany ao? vao avy niantsena ngah izy?
31. yonikafopl ( 09/07/2004 18:18)
hi hi hi hi hi hi hi njky ty kou ry pitchou an
fa inona ilay zavatra manky ry fijo?
fa angaha tsy samy mitovy ihany kay?, samy olona misy tanana misy loha misy tongotra misy .....
sa ny halavany sy ny habeny no tsy mitovy??
ilay olona io an!
32. lema ( 12/07/2004 11:43)
na dia mitovy aza ny sakafo ho anina ra vao miova ny mpahadro dé tsy mitovy ny tsirony
33. ari.malala ( 12/07/2004 13:06)
ô! r'i lema â! enao v manin ê! tsy aleonao ve mikaroka izay ho anao tsy hisasahanao amin'iza n'iza toy izay hitaintaina lava eo hoe sao tratra isak'izay mihetsika?!
34. tolotra ( 12/07/2004 16:31)
angah tsy hitan i pitchou ireny entana entiny sipa mandende ireny ,sakafon i doda kely daholo angeh reny e! anontanio andry zalah hoe izah i doda kely!
35. ikaretsaka ( 12/07/2004 18:48)
ahan!
36. nathanael ( 13/07/2004 14:37)
Ny valala anie ra Lema tsy indroa mandry ambavahady.

Teneno fotsinyizy hoe teny ierana ito dia samia mitaty ny vokany. (oups, toa ratsy saina be za zany )

37. yonikafopl ( 13/07/2004 16:40)
reto lehilahy ireto tena tsy tia namana mihintsy, vao maika mampiditra an-davaka
lema koa moa toa tena tsy hiala 2 ilay vadin'olona kou
38. atmos ( 14/07/2004 12:25)
yonika : ka sô de tiany kosa ary ary le vadin'olona kou. Tsy manome tsiny an'i Lema alou za e, refa tia ange ka tena tia e. Ny fitiavana hono mahazaka maniraka, sa?
39. lema ( 15/07/2004 15:11)
misaotra ry reto fa betsaka ny havitra azo alaina fa mbola lasa any @ tanana alou lé sipa dé afaka mandinika tsara za
40. pitchou ( 16/07/2004 11:27)
tolotra> zà v hisava ze entan'ny sipa any fa enao ko ou! tttssssss! sao iantsoany polisy eo hoe mangalatra! ary tenda-kanina ko zany doda kely zany! fa maninona izy raha mandeha ery @ zemaika? hihihi! iza alou zany doda kely zany e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2405