Partitions Gasy (Andrana)
1. rindranavalona
(
06/07/2004 08:29)
OMEKO ANAO
D Em
Omeko anao tsisy fetra
A7 D
Ny fitiavako rehetra
G D
Satria ianao no nahay
Em A7[G]
Nanintona ny foko
F#m Bm Em F#m [G]
Raiso re raha sitrakao fa tsy hanenenanao
D Em A7 D
Omeko anao ny fiainako tontolo
G D
Zay sitrakao de manjary tiko koa
Em A7
satria ianao no andry iankinan'ny foko
G D
izay maminao dia mamiko ihany koa
Em A7 D
omeko anao omeko anao ny fiainako
...
omeko anao avokoa
zay mety ho faniriany ny fo
ny masonao ny tsikinao
nambabo ahy tokoa
Omeko anao am-pitiavana
zay rehetra irinao
raiso fa ho anao irery izany
Zay sitrakao de manjary tiko koa ...

répondu par hery le 20/11/2004 05:34
2. rindranavalona
(
06/07/2004 08:32)
Miala tsiny fa tsy nifanandrify ireo Naoty, Tsy nety izany ilay andrana. Na izany aza Misy azo raisina ihany io.
Gamme de Re Majeur no nanaovako azy, fa azonareo Transposer-na io.
Raha misy tsy mety dia hitsio.
Misaotra!
Gamme de Re Majeur no nanaovako azy, fa azonareo Transposer-na io.
Raha misy tsy mety dia hitsio.
Misaotra!
6. fijo
(
06/07/2004 22:08)
mety raha toa io no fanaovana azy ato ka.
fa hoanay mbola tena ve e.aleo manontany toa izay miteniteny foana .
inona kay ity hoe "gamme"fa fanintelony izao no nahitako azy io ato nefa dia tsy fantatro akory izay dikany.
fa hoanay mbola tena ve e.aleo manontany toa izay miteniteny foana .
inona kay ity hoe "gamme"fa fanintelony izao no nahitako azy io ato nefa dia tsy fantatro akory izay dikany.
7. wawawa
(
06/07/2004 23:07)
Tsy misy azoko moa zany ilay izy fa ilay hira no efa enoko dia tsy mahasosotra mht io hira io ka!
8. ikaretsaka
(
07/07/2004 02:31)
marina ilay accords.. fa tsy mifanitsy fa ezakezahina eo de mety ka.. fa milay e.. raha misy fikahitan'i hery hanitsiana an'iode tena
9. tipet
(
07/07/2004 06:32)
tena mety ilay hevitra. Ohatra izao mihitsy no tadiavina efa ela. Raha misy hira gasy maromaro de tena milay be miitsy. Misaotra an'i Rindranavalona nanao ny andrana. Mandefasa ihany raha mbolamisy eeeee
11. ikaretsaka
(
08/07/2004 03:17)
A B C D E F G = La Si Do Re Mi Fa Sol
Ny atao hoe Gamme de re de re no miatomboka ny do ra fijo de misy notes mainty 2 a
Ny atao hoe Gamme de re de re no miatomboka ny do ra fijo de misy notes mainty 2 a
12. dotmg
(
08/07/2004 07:10)
[resaka informatika be]
Asio tag izy ity ry hery a! Sady tena ilaina ny nefa tsy misy danger akory.
Izany hoe ny tag dia tsy tokony hatao htmlentities().
Na rehefa vita ny htmlentities dia averina ho sy indray ny <pre> sy ny </pre>
dia tokony atsofok' i rindranavalona ao anaty sy ilay partition.

17. rindranavalona
(
14/07/2004 14:40)
Ity indray hono ry zareo a! http://site.voila.fr/haja256011/omeko.html
20. ikaretsaka
(
03/09/2004 20:50)
ary azo atao ve hoe misy fiaraha miasa @ izy ity .. ohatra hoe mitady partition ana hira gasy anakiray dia mikaondoa eo aby izay mitendry aloha dia miaraka mitady.. avy eo tsy ho lasa hisy partition aby ny hira ao @ http://tononkira.serasera.org ?