Andriamanitra sy extraterrestre

1. myllanah ( 04/07/2004 10:01)
Raha dinihina @ araka siantifika dia extraterrestre Andriamanitra, izany hoe monina tsy eto an-tany izy, ary ao amin'ny apokalipsy no tena manambara izany toerany tsy eto an-tany izany, nisokatra ny lanitra, tsy ny lanitra io nisokatra io fa vaiseau spatial ngezabe, ohatrin'ny feo-ndranomasina, decollage n'ilay vesseau izany dia diniho ange eh!
répondu par rasta le 12/08/2004 10:44
2. olly ( 04/07/2004 10:23)
oups:)
3. laurianna ( 04/07/2004 11:07)
Misaotra anao indrindra fa tena
mahafinaritra ny fampianarana nataonao dia tohizo fa tsara
4. myllanah ( 04/07/2004 15:29)
raha tena namaky apokalipsy tsara nareo dia io manambara ny zava misy any ambony any efa nisy, ary misy, izay nitondra n'Andriamanitra an'iPaoly, fa izany hoe ny tsy fahafantaran'i Paoly ny technologie nisy amin'izany, no tsy ahafahany milaza mazava ny zavatra hitany fa dia lazainy arakarakin'ny fahitany azy fotsiny, nisy fanaovanjiro mirehitra hoy izy nefa reacteur mirehitra no hitany
5. myllanah ( 04/07/2004 15:37)
izany tsy midika hoe tsy misy dikany Andriamanitra, Tsia, Tena mahery izy ary tsitakatr'olombelona ny zavatra vitany, ary izy ihany koa no namorona antsika olombelona, fa izany hoe tsy eto an-tany izy no miaina ary dimension hafa no misy any aminy any, jereo fa izay olona hoe ho any an-danitra ao anaty baiboly dia miakatra any ambony daholo dia hoaiza any ambony any anefa, planeta, kitana, volana no any, io an-danitra io izany dia karazana planeta hafa any am-bony any fa tsy fantantsika fotsiny ary mety tena lavitra be.
6. booboo ( 04/07/2004 15:53)
dé misy ifandraisany @ ito resak' i myllanah ito ve ilay manuscrit hita tany @ iny cordillères des Andes ?
7. olly ( 04/07/2004 16:01)
vao mainka oups ry myllanah a ! fa ahoana moa no hilazanao an'izany ? angaha efa nisy nanaporofo ara-tsiantifika an'izany lazainao izany ? eritreritrao momba an'io boky io kosa fotsiny io e ! nefa samy manana ny hiheverany azy aloha ny olona e ! ny ahy ny finoako fotsiny hoe misy Izy de izay , tsy haiko na aiza na aiza fa misy fotsiny Izy dia ampy izay :)
8. xxx ( 05/07/2004 00:46)
Myllanah
Marina io voalazanareo io satria na tany amin'ny testamenta taloha aza dia milaza ilay hoe fiaran-danitra. Moa ve tsy ilay OVNI io. Ary izaho tena manantena fa rehefa ho tonga ny fara andro dia hisy OVNI lehibe ho tonga eto an-tany. Alohan'ny hamotehana na ny hahafaty io masoandrontsika io. Asa aloha fa sendra mba fijery nitovy ihany angamba izany eh
9. jijaman ( 05/07/2004 07:56)
samy hafa tanteraka ireo roa ireo.satria
10. bichette ( 05/07/2004 08:26)
mila dinihana lalina !
11. nykanto ( 05/07/2004 12:04)
Raha raisina ny tena hevi-teny dia extra terrestre na "mponina ivelan'ny tany" Andriamanitra, na izany aza dia eken'ny mpino maro koa fa Andriamnitra dia amin'ny fotoana rehetra sy ny toerana rehetra, tsy misy fetrany, izany hoe "omnipresent" na "eo foana, n'aiza n'aiza", izay ilay maha-Andriamanitra azy.
Ny Kanto.
12. olly ( 05/07/2004 14:12)
izay indrindra manko
13. myllanah ( 05/07/2004 15:26)
raha ny tena marina dia Andriamanitra dia afaka mandeha @ toerana rehetra, fa tsy hoe misy @ toerana rehetra izy, fa izy any aminy any izy dia mahita izay ataon-tsika rehetra sy izay misy ety ambony tany, naninona izy raha nanoratra ny didy folo raha tonga dia nosoratany teo akaiky teo, fa mbola tany an-tendrombohitra avo tany satria mitovy karazana amin'ny laser no nampiasainy avy any aminy any nanoratany ilay vato, izay voalaza fa toy ny tselatra
14. myllanah ( 05/07/2004 15:37)
Isika dia noforonin'Andriamanitra mba hiaraka hipetraka amin'ny, saingy tsapany fa afaka miova misy karazany be dia be ny fisainana izay noforoniny, ary tratran'ny devoly (mitovy @ virus io raha resaka informatique) dia voatery izy nandefa antsika ety ambony tany testena sy diovina , satria io tsy mba misy anti-virus fa isika ihany no manao auto-reparation izany , nandefa an'i Jésus ihany izy fa tsy tena nahomby moa izany, ka ny eto ambony tany izany dia test et reparation , ka izay tiany sy mahafinaritra azy ihany no alainy hiaraka hipetraka aminy any aoriana any fa izay tsy tiany kosa dia mazava ho azy fa ho potehany. mitovitovy
15. myllanah ( 05/07/2004 15:47)
dia izy anieh mijery antsika eh, manara maso izay ataon-tsika, manampy antsika, mba ho afaka ilay devoly ao amin'tsika eh, ( devoly = virus manimba sy manakorontana ny program ao anaty logiciel iray izay namboarina raha resaka info io) dia io virus io dia nampidirin'ny losifera t@ i Eva ary mazava ho azy @ maha ohatrin'ny virus azy fa mifindra ilay izy, ka ny anti-virus ( anti-devoly) matanjaka indrindra izay mba hanamboatra ny fanahy sy saintsika dia ny Fitiavana ihany.
16. myllanah ( 05/07/2004 15:49)
satria raha misy fankahalana ao @ntsika dia fantany fa mety hialona azy rehefa tonga any an-danitra any ary mety hanakorontana koa eh!
17. pelaky ( 06/07/2004 14:29)
Amiko manokana aloha araka ny voalaza ery aloha hoe Andriamanitra mitovy @ Extraterrestre dia tsy ekeko satria zavatra roa tsy mitovy : Andriamanitra dia tsy misy zavatra mitovy @ satria mpanjaka ny mpanjaka izy sady tsy azo ampitovizina @ izao zavatra tsy fatam-piavana rehetra izao.
Faharoa tsy misy toerana voatokana misy azy na anaty trano na andalana na any@tsy taka-maso any rehetra dia misy azy avokoa .
noho izany Dieu# Extraterrestre
18. fijo ( 06/07/2004 22:55)
myllanah an,dia inona indray ny anaran'izany secta vaovaonao izany?ih,ih,ihmily ka tohizo fa ahasarika olona hianao
19. myllanah ( 07/07/2004 04:25)
za anieh olona scientifika eh, dia mba mandinika fa tsy hoe hitataran-javatra foana izay vao mino, manao recherche eh, dia mba mikaroka, ary manaraka ny logic ny zava misy! dia mba mitantara rehefa misy hevitra tonga!
20. ikaretsaka ( 07/07/2004 05:36)
secta scientifika izany eee. mamaky apokalipsa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3142