Andriamanitra sy extraterrestre
22. hendry
(
08/07/2004 14:48)
tena mihamitombo andro aman´alina ny manam-pahaizana momba ny finoana an´Á/tra zany.
23. booboo
(
08/07/2004 20:42)
fa misy antokon'oul efa miha-bobaka no miteny ohatra io lohahevitra io fa tsy RAL indray zareo. Miankina t@ izany manuscrit tany @ Cordillères de Andes izany ny finoan-jareo fa tsy haiko tsara oe inona ny contenus an'ilay manuscrit. Mitovy2 t@ fotoana nanoratana ilay manuscrit hita tany @ iny mer morte ( Esaïe ) iny nanoratana ilay manuscrit io " hono "
