Najnakan ny rock ny fanafanana ny fetimpirenana 26 Juin 2004 tamin ity indray mitoraka ity
1. ravatorano
(
28/06/2004 10:53)
Na dia nafindra teo amin ny stade couvert Mahamasina aza ny fampisehoana nataon i Kazar sy Iraimbilanja dia tena nafotaka tokoa izy io .
Ny alarobia 24 dia ry Kazar sy L2K no nanafana ny sehatra>izany tokoa ka tena metaly malagasy.Ireo izay namana nahita ilay fampisehoana ka mahalala tsara ny mozika metaly dia afapo tsara fa na ny sono na ny sehatra dia tao tsara kah.Ny stade moa efa nasiana tafo vonjimaika ihanay ary dia hnisaorana ny kominn zany.
Ny alakamisy indray dia niverina tamin ny taloha indray ny arendrina ankira fanaon ny tarika Iraimbilanja.Na dia efa eo aza ny taona sy ny dingana marob nodiavin dry Niry miarahalahy avy dia hita fa mbola ao amin ny hery ry lerony eh.Niverina indray ny speed fanaon dry zalah taloha sy ny slow rock izay nahalalana anazy ireo.Ny ravaka teo antsehatra moa dia izany efa hoe revy amin ny andron ny arendrina izany,mbola manana ny toerana mihitsy aloha ry zalah raha amin ity gadona ity no jerena ary mbola vitsy no manana ilay traikefan dry lerony eh
Ny sabotsy kosa dia ry Green sy ry Ambondrona no nivazo ny slow rock sy ny pop rock teny Andoharanofotsy teo amin ny kianja maitso ramarosonina.Ny olana tamin izy ity dia nanerika b ny andro ary dia nifafy ny rivotra ka tafaraka ireo dia nangatsiaka b ny olona.Fampisehoana tsy anaty trano rahateo moa ilay izy fa ankalamanjana.
Na izany aza dia nitorajofo ihany koa ny kianja nony raikitra ny gadona rock ilay mapientanentana amin ny pop iny .
Izay ny vao2 aloha fa d amin ny manaraka indray eh !

répondu par ngou le 13/07/2004 10:09
2. ravatorano
(
28/06/2004 11:01)
diso ny nandaharako ny andro
ny alakamisy 24 : Kazar sy L2K
ny zoma 25 kosa dia ry iraimbilanja ireo cncert ireo dia tao amin ny stade couvert mahamasina dhl rehefa nolavina ny hilalaovan dry zareo teny Antsahamanitra.

3. fijo
(
28/06/2004 21:00)
dia sambatra sy nifaly izany ny tany ka,ravo koa ny taty,fa dia ry bodo indray ny anay no nanafana ny fety.ary dia faly ny vahoaka na dia somary lafo aza ny labiera sy limonade gasy(7 euros)ny tavoahangy.kadansy ble no nampandihy ary rabeson lalao koa dia nadray anjara.sady tsy nisy korontana koa dia tsara e.